NamalySymbion Power hoe tsy misy fahasimbana izany ny milina ao fa ny solika tsy misy no tsy mampandeha azy,fa ny mahagaga sy mahatalanjona dia milina Wartsila novidin’ny fitondrana Ra8 ireo milina efatra ireo ary manana tanjaka 10 Mw isanisany,fanana’ny jirama madiodio,dia ahoana no lasan’ny Symbion Power?
Bizarrement tonga dia tsy nisy tohiny intsony
Ny delestage fotsiny no vao maika nitombo