Dia tohin’izay, ilay vadina mpanao foot ihany koa samy ao dia miady 2e bureau ry zareo.
Tratran’ny titulaire dia avy eo @ izay Soap Opera sa Telenovelas version maro :
Titulaire no commanditaire dia atao hoe ilay 2e bureau iray hafa, tonga dia une pierre 2 coups
Tena samy te ho 2e bureau officielle dia mifampialona, satria fiara be izao ve hono cadeau anniversaire
Tena mody victime ilay 2e bureau tra-doza nefa nanao ratsy moa ilay 1 voafonja tena tsy mahalala na inona na inona

C’est plus amour gloire et beauté c’est Dallas là
Ne me dites pas que les mauvaises langues ont raison en ce qui concerne la comédie de l’intéressée sur son lit d’hôpital…
Version mety tena izy nefa :
Samy victime daholo fa ingahy Jirama no nanao ny ataony dia lasa mpanoratra film daholo
C’est confirmé une fois de plus : les goûts ne se discutent pas !
on voit de ces trucs sur FB
Aza manao an’izany fa Ilay ministre aza “nidina ifotony” foana hoy ny tanora ,69 pour les nantis
ça me rappelle François Mitterrand, grand jardinier. “Demandez a Danielle hein, je la bourre dans le jardin”.
Ah ca expliquerait cette rumeur de voiture en cadeau…
Et sinon l’hôte ne fêtait pas son 18e anniversaire ?
détournement de mineure ve izany?
Mba minisitra iza loatra ary izany?
j’ai bien quelques idées mais je vais fermer ma gueule 🙂
Mba asio indice
aleo hilamina.. rehefa hanamerde na zay vao avaokako lol
Resaka maimbo V nen’lisany. Tafaraka samy lo tsinay. Hainareo ny fofona avoakany.