Non, simple question comme ça.
Et ça aurait coûté d’évacuer sanitairement les 25 empoisonnés encore en réanimation, et qui cette fois subissent bel et bien les affres de la Jirama ? Oxygène coupé etc.
Voilà, chacun pourra, une fois de plus, voir de leurs propres yeux où vont les priorités dans ce pays.
Et on n’a même pas encore parlé de ces artistes étrangers qui on l’imagine ne sont pas venus gracieusement ?
Toy izao ny “fampandrosoana” ataon’ry mandrana :
– Ny fotodrafitr’asa aleo ilay hita mivandravandra ivelany ireny no atao. Tsy olana io na tsy vaindohan-draharaha ary aloha.
– Indramana vola ireo ; tsy olana zay trosa zany. Aleo hefain’izay any aoriana any zany.
– Ampifalifalio ny vahoaka, omeo sakafo zaraina tahaka ny vola zarain’ny mpamatsy vola. Tsy olana io satria mampety antsika aloha am’zao.
– Ampiriato amin’ny hetra fa mila vola isika.
.
Ireo ny fika dia ataovy izay hinananareo fa mandalo ihany ny eto, dia aza mifampiantsoantso rehefa tonga ny tokoa.