Gemini : le traitement par antitoxine doit être administré le plus tôt possible, même avant la confirmation en laboratoire, car un diagnostic rapide et un traitement immédiat sont cruciaux pour le pronostic vital.
Était-ce le cas pour tous ces décédés à l’hôpital, leur a-t-on administré rapidement ces “antitoxines” ?
… ainsi que pour ceux qui sont encore en réanimation ?
Jiro sy rano aza tsy misy ao @ HJRA ram’s a; ny antoxines indray ve no anontaniana? aza manonofy; raha misy izany antoxines izany any Mdkara dia efa nalefa any @ polyclinique Ilafy daholo e…
Ty tamy aho Raiko malala ô… Efa be ny hita teto raha izay hopitalim-bahoaka e. Na ny vahiny ary tsy mahatoky zay hopitaly eto fa aleony nakany ivelany. Ambasadaoro izy izay raha tsy diso a nefa fahatapahana ny nahazo azy. De very any koa iny.