L’amour de la patrie, la fierté nationale, la flamme, blablabla, wawawa
… surtout pour ceux qui rament à le développer comme il se doit 🤣
Sinon autrement la plèbe a d’autres préoccupations plus terre à terre : trouver de l’eau, manger et être en sécurité.
Le niveau 0 de la pyramide de Maslow qui n’est même pas atteint.
Iza zany Maslow, pharaon ve zany ? Ary reto bebasy sy begalona ? Fahaleovantena hono dia tsy maintsy miteny. Raha za no filoha, nasaiko namboly vary, nanao làlana, nanao tohi-drano, namboly hazo, nitsabo, niady tany am îles eparses… lisany, ary tsy maintsy mandoa saran-dàlana. Asa iza ko no gaigy nametraka an’io hoe reo mandeha bôjo io. Aleo hiova ny fifampitondrana eto nama. Mandany volam-bahoaka fotsiny sady tsy mandoa hetra. Mianatra ady any ivelany any ireo fa tsy miady ho an’ny firenena zany. Tapitra.
Miorrra a! mba jereo hoe farao oviana izany Maslow lazaindry lerony ato izany fa hataoko amin’ny kabariko amin’ny faha 26 jiona!
fony repoblika voalohany dia namboly,nanampy ny mponina traboina ny tafika, fony repoblika faharoa dia nisy ampahan’ny tafika nikarakara lalana, nanandrana namboly(saingy lanindry lerony daholo ny vola) dia amin’izao ny tafika natao heripamoretana sady fiarovana ny tombontsoan’ny mpitondra
hiady ho an’ny iles eparses hoe? dahalo kely tsy ampy fitaovana tsy nanao ecole de guerre aza tsymety resindry lerony, nefa efa amanjatony ny jeneraly ao, ka izay miaramila frantsay tsara hofana ary ve tsy dia raisimpotsiny eo daholo?
zavanisy hitan’ny masoko ity: niditra tao anatin’ny taksibe Ambohimanarina ny lehilahy iray dia rehefa nitakiana ny sarandalana dia namaly izy hoe polisy izaho, dia hoy ilay mpandray vola hoe tsy misy an’izany fa alefaso ny vola, dia nitodika tany amin’ilay polisy daholo ny mason’ny rehetra sady nisy niteny hoe samy mandoa daholo, dia nanome vola ilay zalahy fa rehefa niala teo Antanimena izy dia niteny hoe ho hitan’ialahy rehefa avy eo, rehefa niverina avy aty A,nalakely ho any Ambohimanarina ilay taksibe dia voasakana teo Antanimena, io ilay polisy, saika tsy nandoa vola, manao fanamiana , maka ny taratasin’ny fiara, 300ar ny sarandalana tamin’izay;
dia teny Itaosy koa, polisy vavy tsy nanao fanamiana, rehefa nitaky sarandalana dia namaly izy hoe na polisy koa ve? fa izy indrya dia nanome ihany
Any amin’ny îles eparses ry zalah no miady ahitana ny fahaizany fa ny dahalo anie efa endrika trafika fa tsy fomban-tany intsony e.
.
Raha 500 000 ny isan’ny bebasy dia fatiantoka ray lavaka raha andeha taxibrousse sy bus daholo reo.
.
Atambatambaro le saran-dalana azafady.
Tsy mandoa frais zahay baina a.
.
Sady efa manotra no mitaingipotsiny. Anadahin-dreniny ry lerony daholo ny pokona.
c’est un biby mitourna, donc on prend toujours l’inverse de ce qu’il dit, d’autant plus qu’il ne comprend meme pas ce qu’il dit
Je suis passe du cote de chez Pedro ce matin et la on a la plus forte concentration de gendarme au metre carre a Madagougou car la Presidente de la Slovenie va passer la bas. Je ne sais va qu’est-ce que nouzalon va dire mais apparemment il presente les oeuvres de Pedro comme ses realisations
Je ne sais va qu’est-ce que nouzalon va dire mais apparemment il presente les oeuvres de Pedro comme ses realisations
Gravy be lery. Ireo trano rehetra miorina koa dia noho ny ezaky ny fitondram-panjakana na dia hita izao aza fa ry zalahy no mampahantra ka manao izay hanasarotra ny fananganana azy.
Eritrereto hoe tsisy an’io Akamasoa io. Tsisy azo jerena mihitsy teto manoloana ny fahantrana. Dia mahavariana tokoa fa dia lasa vitrine io toerana io zao ho an’ny mpitondra. Mahamenatra ny fitondrana io raha ny tokony ho izy dia io idedahany io indray.
Indépendance alimentaire = 0 ( On importe du riz)
Indépendance énergétique = 0 (le pays ne produit même pas son électricité)
Indépendance financière = 0 (L’argent des malgaches est géré par des banques françaises, mauriciennes , ivoiriennes )
Indépendance militaire = 0 ( L’armée française a le droit d’envahir le pays si les intérêts français sont menacés)
De quelle indépendance parle Cédric??
Car il a le droit sur tout: pillage, exportation illicite des richesses…il ne dépend de personne
En attendant, maty ny jiro nanomboka 4h du matin à 7 h. Dia maty ndray de midi à 15h. Tsy haiko oe amin’ny firny ndray ny manaraka. Hasambarana anaty haizina
Heureux les imbéciles dans le noir ve ?
je continue: maty tamin’ny 9 alina, taitra aho tamin’ny 2 ora maraina, mbola tsy nverina. Hasambarana anaty haizina, eny
ny anay maty t@ 23h @ 5h30 mbola tsy niverina mais je suis heureux car j’ai débranché la prise de conscience