rehefa nanao izany ilay fotsivolo dia nahazo mazada 929 sy galloper izy, tsy tanora intsony kosa ilay efa 51 taona iznay e, raha ny fisainany indrya dia zaza 4taona, dikan’izany ilay salosana mihitsy no tsy misy ao aminy
moi j’attends toujours une declaration de la ministre du solelabodisme serasera comme celle du 20/01/2025(desole, je ne sais pas copier ici la breve):taratry ny haitarika miavaka anana’ny filohn’ny repoblika Andry Rajoelina sy ny fahombiazan’ny adisisika nataony tao anatin’ny fotoana maro ny fidinan’ny vidintsolika ho fintsinjovana ny fiainan’ny vahoaka malagasy
Mbola ho teneniny ary hoe : “mipipy solika io prézida io dia zany no tsy nampiakatra ny vidin’io”.
Zao inona tsony no holazaina.
Sady misolelaka ireo no mifoka anan-drano. Lelafo tsara ao. Ataovy tsara oa.
Rakotovelo dans Le contrat social singapourien: “Je pense que “vouloir un changement du système ” n’est pas du tout pareil à “vouloir changer le système “…” 04/05/2026 à 09:58
elman dans Le contrat social singapourien: “Lee Kwan Yes est l’inspiration de Paul Kagamé. En geminisant, je comprends aussi d’où s’est inspiré l’EDBM endémique 🙂” 04/05/2026 à 08:05
Numerobis dans Le contrat social singapourien: “J’ajoute que c’est un pays très diversifié et divisé ethniquement et religieusement, un pays qui n’avait rien que son port.…” 04/05/2026 à 06:39
Coco dans Le contrat social singapourien: “A côté, vous avez un exemple avec l’Ile Maurice qui fait souvent référence à Singapour comme modèle économique à suivre.…” 04/05/2026 à 05:18
Anontanio andRatsirahonana. Reny anisany nanaiky sy nanao ny privatisation. Zao no vokany. Reo banky efa nofafan’olona ilay soratra btm sy bfv… BOA, BRED… no hitanao ; Shell, TE, Jovena, Galana… mitovy ny tolotra ; Yas, orange, airtel… samy tsy mahafa-po.
Fehiny : eto dia misy fotsivolo tamin’ny famarinana ankady an’ity firenena ity, ary mbola misy tanora marivo salosana.
rehefa nanao izany ilay fotsivolo dia nahazo mazada 929 sy galloper izy, tsy tanora intsony kosa ilay efa 51 taona iznay e, raha ny fisainany indrya dia zaza 4taona, dikan’izany ilay salosana mihitsy no tsy misy ao aminy
Tena mbola lavitra ny fahaleovantenan’i Gasikara…
moi j’attends toujours une declaration de la ministre du
solelabodismeserasera comme celle du 20/01/2025(desole, je ne sais pas copier ici la breve):taratry ny haitarika miavaka anana’ny filohn’ny repoblika Andry Rajoelina sy ny fahombiazan’ny adisisika nataony tao anatin’ny fotoana maro ny fidinan’ny vidintsolika ho fintsinjovana ny fiainan’ny vahoaka malagasyMbola ho teneniny ary hoe : “mipipy solika io prézida io dia zany no tsy nampiakatra ny vidin’io”.
Zao inona tsony no holazaina.
Sady misolelaka ireo no mifoka anan-drano. Lelafo tsara ao. Ataovy tsara oa.
efa nisy nanoratra teto hoes tokony tsy hividy PQ intsony ny ao Iavoloha ao
Ny atahorako ny amin’iny ramatoa iny ho lasa Mara Donna (am pôtô) no hiafarany.