azo raisin sady mitombina fa ny mpamonjy voina aza efa tsy manadrano intsony dia ny rano tetsy Andriantany no nalaina
Rafangy
1 année il y a
fanombohana aminn’y fomba ofisilay ny fankalazana ny faha 65 taona niverenan’ny fahaleovantena hono, dia maharitra iray volanaiznay ny fankalazana? tamin’ny taona 1960 anie ka herinandro no faharetan’ny fankalazana e, tamin’izany mbola nanambola sy voky daholo ny olona,ny lalana tsara , ny fandriapahalemana azo antoka tanteraka , dia miaraka amin’i nouzalon izany dia taomina tsy hiasa ny olona mandritra ny volan jiona? tena mafy ilay zalahy mba sanabavy!
A propos, fahaleovatena en quoi qu’on fête là ?
L’indépendance DTC peut-être
Vu comment il marchait Rajoelina pendant la parade, je pense que c’est DSC 😛
Toujours rêver d’y balancer de la lessive ultra concentrée, autant en profiter pour faire une mousse partie ! Ca doit être le moment.
sao traitement d’eaux usées kosa?