Ah oui 🤣
Antsika zao ny tanana eeee.. isiaka n’y rôle eee 🤣🤣🤣
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Raiso amin-kafaliana izy e ! Tsy ampy 8 cm io deciziô io.
Anaty arabe ve zany le izy?
Tsss. Hevitra taingina
ka ry zareo mpivarotra kosa manaraka ny fandaminan’iramatoa mpangalabato hoe ny trottoirs dia an’ny mpandeha antongotra, dia io navelany io! hihihihi, fa mandrapahoviana anefa? izaho miteny hoe tsy tonga akory ingahy filohan’ny filoha dia efa an’ny mpivarotra io trottoirs rehetra io
1,80 + trottoire. Azy ny tanàna
non, trottoirs réservés pour les piétons hono.. mais à la longue on sait ce qu’il en advient n’est-ce pas? Mody manaraka lalana au début puis ça grignote centimètre par centimètre
Dia ny arabe an’ny fiara mpivarotra

Dia ny arabe an’ny
fiarampivarotra