« Hum, jamais vu un seul maire qui ait réussi à assainir Analakely » quand même; le Grand Razanamasy a reussi à degager les marchands d’Analakely! masi cela c’est déjà de l’histoire
tsara ilay finiavana, fa haharitra hafiriana?(ilay hetsika hoe fandehan’ny mpitandro filaminana tany Toamasina , hoe tsy mijanona raha tsy mandry fahizay ny tanana, angaha naharitra herinandro akory dia tsy nisy intsony)
RMC
1 mois il y a
j’ai vu à la tv les réactions de ces marchands et j’avoue que je ne sais quoi penser. tout m’est revenu à l’esprit d’un coup : ry priscolaires, ry tsy mila mankaty ry hetsika fotsy fa tsisy hivarotanay, ry nanondrotondro ireo izay nanao akanjo mena, sns …
et en parallèle : ry rrrôle loham-behivavy tompon’ny tanàna, izaho irrerry no kandidam-panjakana ka aza misababaka intsony, sa ahoana mr le gouverrrneurrr, sa ahona rrry députés namana isany, tsy manana fahavalo afa-tsy ny fahantrana aho, hampio aho hanarrrina an’antananarrrivo, … tout ça avec une voix mielleuse malefadefaka mahafatifaty
ary tsy adino ny tenin’ingahy »lahimatoan’antananarivo » izay hoe : tsy azo hesorina eo ireo mpivarotra ireo satria izay no valim-babena hataontsika amin’izy ireo (tany @ 2009 tany izany)
dia io izy io ka tsy haiko an ! tena ho sahy hampihatra lalàna ve ?
Taitra be namaky hoe misabaka lol Lalina zany ramatoa
Balbo
1 mois il y a
Ny ankamaroan’reo olona very asa t@ krizy 2009 anie ireo lasa mpivarotra ireo. Tokony hanana politika mazava ny fanjakana @ famoronan-kasa. Ny Agoa ihany koa tokony efa jerena akaiky satria mety hanahirana sy hampitombo ny tsy manan-kasa
Numerobis dans Tesla : la manenganiny party se poursuit: “Prévisible en fait, puisque ceux qui achètent des Tesla sont des personnes qui ont un minimum de conviction écologique. Et…” 09/05/2025 à 14:35
Rafangy dans Le nouveau Pape Louis XIV: “quel media? en 2018 lors de la coupe du monde, un speaker, je ne dirai pas un journaliste, avait dit…” 09/05/2025 à 10:27
Rafangy dans Des millions de morts en perspective ?: “« hanafatra trakitera 500 isiaka izao », dia ohatran’ilay buches de noel ihany io” 09/05/2025 à 10:25
RMC dans Le nouveau Pape Louis XIV: “hihihi, je l’ai vu aussi et tout d’un coup m’est revenue à l’esprit la fameuse phrase écrite, avec photo triomphale…” 09/05/2025 à 09:10
Rafangy dans Et pourquoi c’est une image fixe ?: “la loi orange, il y avait l’agent orange utilisé par les americains au Vietnam, et ici, korotamby applique la loi…” 09/05/2025 à 08:47
carole dans Il était une fois …: “des projets sans queue ni tête, sady ny valalabe mandry manaiky tsara mihitsy.” 09/05/2025 à 08:45
raossy dans Discours dominical : la réponse de Siteny: “dia iza hono ilay visiteur? l’escrobar ve? efa t@ izany manko no mpifanerasera be ry zareo…” 08/05/2025 à 20:34
raossy dans Absolument, il a tout à fait raison: “Hélas, il ne peut pas s’auto-dégager…Tokony omena dakavody mandrivorivo mba hanidina eny @ volana tsy tafaverina intsony.” 08/05/2025 à 20:10
patriot dans Des îles Eparses je vous garantis à 100% que vous en aurez: “dans quelques millions d’années, on aura un descendant lointain de Rajoelina comme souverain absolu avec sa clique de déscendants députés…” 08/05/2025 à 19:16
« Hum, jamais vu un seul maire qui ait réussi à assainir Analakely » quand même; le Grand Razanamasy a reussi à degager les marchands d’Analakely! masi cela c’est déjà de l’histoire
avec 3 fois moins d’habitants en 1994 c’était plus facile aussi lol
Mais il faut qu’il a osé quand même.
tsara ilay finiavana, fa haharitra hafiriana?(ilay hetsika hoe fandehan’ny mpitandro filaminana tany Toamasina , hoe tsy mijanona raha tsy mandry fahizay ny tanana, angaha naharitra herinandro akory dia tsy nisy intsony)
j’ai vu à la tv les réactions de ces marchands et j’avoue que je ne sais quoi penser. tout m’est revenu à l’esprit d’un coup : ry priscolaires, ry tsy mila mankaty ry hetsika fotsy fa tsisy hivarotanay, ry nanondrotondro ireo izay nanao akanjo mena, sns …
et en parallèle : ry rrrôle loham-behivavy tompon’ny tanàna, izaho irrerry no kandidam-panjakana ka aza misababaka intsony, sa ahoana mr le gouverrrneurrr, sa ahona rrry députés namana isany, tsy manana fahavalo afa-tsy ny fahantrana aho, hampio aho hanarrrina an’antananarrrivo, … tout ça avec une voix mielleuse malefadefaka mahafatifaty
ary tsy adino ny tenin’ingahy »lahimatoan’antananarivo » izay hoe : tsy azo hesorina eo ireo mpivarotra ireo satria izay no valim-babena hataontsika amin’izy ireo (tany @ 2009 tany izany)
dia io izy io ka tsy haiko an ! tena ho sahy hampihatra lalàna ve ?
Tsy hiantso ny havany eny amin’ny capsat ve izy
Taitra be namaky hoe misabaka lol Lalina zany ramatoa
Ny ankamaroan’reo olona very asa t@ krizy 2009 anie ireo lasa mpivarotra ireo. Tokony hanana politika mazava ny fanjakana @ famoronan-kasa. Ny Agoa ihany koa tokony efa jerena akaiky satria mety hanahirana sy hampitombo ny tsy manan-kasa
Diso kosa aloha izany hoe « olona very asa tamin’ny 2009 ireo mpivarotra amoron-dalana ireo ». Efa teo foana ireo, olona avy eny ambany tanàna izy ireo. Ary ireo no mpanohana voalohany ny fitondrana ankehitriny
Ireo ihany (mpivarotra) no hanakorontana an’io eo.