izany an! tsy maintsy mandalo filakevitry ny ministry izany ny fanotofana tany eto! lalina izy izany ramatoa, fa ny ministry ny fanajariana ny tany angaha moa tsy ilay naka ny 11 miliara iny?
Raglady
1 année il y a
Efa vita rembai daholo ny tanimbary rehetra, efa miakatra ny rano, efa traboina ny olona dia izao vao hoe mila mandalo conseil de ministre
Afist
1 année il y a
Tompokolahy Ramanambitana ohatran’ny nikitikitika an’io tao @ CUA tao fa toa tsy maha ela velona hono izany misavasava izany
Za Ihany dans Des tanks russes pour Madagascar: “Colonel: A quoi ça sert un bombardier? Soldat: à bombardier Colonel Colonel: A quoi ça sert un canon? Soldat: à…” 15/04/2026 à 12:13
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
izany an! tsy maintsy mandalo filakevitry ny ministry izany ny fanotofana tany eto! lalina izy izany ramatoa, fa ny ministry ny fanajariana ny tany angaha moa tsy ilay naka ny 11 miliara iny?
Efa vita rembai daholo ny tanimbary rehetra, efa miakatra ny rano, efa traboina ny olona dia izao vao hoe mila mandalo conseil de ministre
Tompokolahy Ramanambitana ohatran’ny nikitikitika an’io tao @ CUA tao fa toa tsy maha ela velona hono izany misavasava izany
Maha ratsy vintana?
la curiosité tue les petits chats