Ny digue rehetra manomboka Ankadimbahoaka, mandalo Anosizato, Anosimpatrana iny ary efa feno trano kanefa hoe : digue
Andrianampoinimerina ary nahay hoe ratsy be raha miakatra Ikopa sy Sisaony fa aleo asiana fefiloha sy arovana Betsimitatra na lazaina ny olona tsy hanoro ponenana @ ireny
Izao dia tena niveau T1 -T2 ary mbola mahay
io izao jerena dia efa trano be daholo ny andaniny roa amin’ilay fefiloha, nefa mino aho fa toerana tsy azo hanorenana mihitsy io talohan’ny taona 1972 fa rehefa nampanjakain’ny akfm ny baranahiny dia izao no vokany
Nifin'Akoho
1 année il y a
Misaotra amin’ilay sary e.
cupidon
1 année il y a
ben même le marais masay a un propriétaire maintenant, d’ailleurs ce n’est plus un marais mais un terrain
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Ny digue rehetra manomboka Ankadimbahoaka, mandalo Anosizato, Anosimpatrana iny ary efa feno trano kanefa hoe : digue
Andrianampoinimerina ary nahay hoe ratsy be raha miakatra Ikopa sy Sisaony fa aleo asiana fefiloha sy arovana Betsimitatra na lazaina ny olona tsy hanoro ponenana @ ireny
Izao dia tena niveau T1 -T2 ary mbola mahay
“Ny digue rehetra manomboka Ankadimbahoaka, mandalo Anosizato, Anosimpatrana iny ary efa feno trano …”ny tena tsy tantiko amin’ireo trano ireo dia ny tsy fisian’ny wc fa avy dia anaty rano, dia aty ambany anefa misy manasa lamba, milomano
io izao jerena dia efa trano be daholo ny andaniny roa amin’ilay fefiloha, nefa mino aho fa toerana tsy azo hanorenana mihitsy io talohan’ny taona 1972 fa rehefa nampanjakain’ny akfm ny baranahiny dia izao no vokany
Misaotra amin’ilay sary e.
ben même le marais masay a un propriétaire maintenant, d’ailleurs ce n’est plus un marais mais un terrain
bassin de déversement des eaux du cote nord de la capitale, maintenant remblayé et ce qui explique la stagnation des eaux à Andravoahangy, besarety
Ito no tena champion :

Nolavahan’zalahy ny “Digue” mba hampidirana fiara hono. Mahery lery ka
dia mody tonga teny ny kaomina nilaz ahoe ajanony fa tsy manaradalana, ireo fanorenana rehetra ireo koa anefa samy tsy misy aradlana daholo fa odiana tsy resahina
les majinika finiront par avoir tous votre peau mdr