Déclaration de la députée Sophie Ratsiraka, face aux exactions de la gendarmerie et de la justice, qui ont jeté au cachot une vingtaine de manifestants.
Des manifestants qui ont protesté contre l’inversion des résultats des Municipales, où celui … qui a eu 25% a été déclaré vainqueur contre celui qui a obtenu 75% 🤣
C’est bien, continuons ces multiples atteintes à la démocratie et aux droits de l’homme.
cela fait 65 ans que l’ile a retrouvé son independance, et beaucoup de regimes se sont succedés, mais seuls le regime orange a osé (ça ose tout, c’est à meme à cela qu’on les reconnait) jeter des grenades lacry jusqu’à dans les lieux reculés, sous les autres regimes, seules quelques grandes villes ont été touchées,
on patrle de 40 éléments partis de Toamasina pour mater ces manifestations
Rabaombakorotamby, on te voit…
Les côtiers c’est pas tout à fait comme les couards de merina lol
ka ilay merina be fialonana tsy misy ohatr’izany anie!
Bravo Sophie! J’admire son courage à braver les exactions du pouvoir et à assumer son rôle, même si elle est théoriquement issue du sérail du pouvoir. Je suis étonné de constater le silence à Tananarive face à ces résultats inversés. On n’entend aucune contestation.
Ka également tsy misy jiro, tsy misy rano, Zara ra manambola hividianana sakafo .. dia mbola higadra koa ve ?
Matoa manjàka ny fanamparam-pahefana sy ny fanagadrana tsy ara-drariny, dia noho ny fahitan’ny mpitondra fa maivana dia maivana ny fanoherana, tsy sahy mitroatra sy manaiky izay tsy eran’ny aina ny Malagasy. Isika irery no vahoaka itsahina an-tampon-doha dia mangina noho ny tahotra. Ndrao mba ilaina ihany ny mijoro sy manohitra ny herim-pamoretana e.
ny olona amin’izao , izay atao hoe sahy dia efa be taona daholo(mihoatra ny 50), ny manana hery sy tanjaka indray mahita ny volabe tambazana azy dia manaraka izay lazain’ny mpanome vola azy, eny mbola misy ireo na be taona aza mbola sahy fa saingy vitsy sisa e! tambazana girady ny zandary dia tsy misy saina mieritreritra intsony
otrany efa hangerezana an-tampon-doha mihintsy sa ?
Ilay tranon’ny Cow boy tsisy soavaly ery ambonin’Ambatovinaky raha hitanareo fa be baoty re zao. Ny nifiny ry zalah sisa no tsy mitondra fitaovam-piadiana. Na ny fiaran’ny banky foibe ary mbola tsy arovana tahak’izany. Lazaiko aminareo fa tsy ho mora ny fanalàna an’io fitondrana io. Tsy zay sarimpifidianana no hanala mora an’io eo.
hadinonao angaha izy fony tao Ankadilalana fa tsy azo nandehanana ny sisindalana manaraka ny toby satria ny tranony amoron-dalana, mbola feno zandary mitambasy hatreny antafotrano, na dia avy be aza ny orana dia tsy nahazo niala teo ireo,fa na ny lapan’ny Elysée taorin’an’ny as afampihorohoroana tao amin’ny lalana les rosiers aza tsy ohatr’izany; avy eo lasa kaomandin’ny zp izy dia nasainy nasiana lalana teo anoloan’ny tranony, nasiana mitrailleuse teo anoloana, asa firy izay kaomandin’ny zp nifandimby izay fa izy irery ihany no nanao izany hatr’izao
Raha mitsangana @ maty @ izao angamba ny Kolonely Richard Ratsimandrava dia tonga dia miverina avy atrany fa kivy tanteraka, asa rakorotamby raha eny Ambohijatovo androany ?
i kapsily anie no namorona an’io hoe andro fahatsiarovana ny zandary maty amperinasa ny faha 11 febroary, fa nanomboka tamin’izany moa lery sady tehiseho hoe tiatanindrazana no sady milay be
Tsaroko tsara t@ 2009 fa tena salaka sy raviny mihitsy ry Roland sy ANR, izao nanenina mafy. Ny maro @ ireo mitabataba @ izao anie ka mpitolona mafatra-po nandrava t@ 2009 eh.
Zao vao Tonga saina hoe « celui qui a chassé le dictateur est pire que le dictateur » ve ?
Darol no niantoka ny fiaramanidina nitondrana ireo besandrindraLIpo be avy eny Manjakaray nanapitsoka ny varavaran’ireo Magro, dia ekipa hafa no mitarika ny olona handroba, dia ekipa fahatelo hafa koa ny mandoro na iza na iza mbola ao anatiny ao,Ralipobe izany dia mandray toromarika avy amin’i Deba foana hatrizay,
fa i nouzalon koa anie ka olona tena ingrat mihitsy e! tsipahiny daholo ny nanosika azy hiakatra
Izaho indray mahita hoe Daroll fetsepr be. Mody misy azy daholo na ny camp foza na mpanohitra. Tsy olona azo itokisana zany io fa izay manome vola dia mety aminy foana. Androany izy milaza hamoaka dossier, rahampitso izy mangina rehefa mahazo vola avy @ dry foza.
Zakan’ireto demokraty tompon’ny tanana sy eo @ fitondrana @ izao ireto ve ny filanjana vata-paty misy ny soratra fanaovam-beloma ny mamim-bahoaka sa tsy maintsy miaraka @ prefet moa vao azo atao izany ?
ianao kosa e! inona moa ilay nanagadrana an’ilay mpiasan’ny tiko tamin’ny fifidianana iny fa tsy hoe naniratsira filohampirenena hono? milanja vatapaty izany avy dia tifitra variraka no mianatefa fa hoe misy baomba ao antiny hamonoan any mamimbahoaka