Ny parvis dia toerana malalaka natokana ho an’ny mpandeha an-tongotra. Tsy fidasiana io zany fa fitobiana miaramila.
.
Vao maraina dia ry zalah no mameno an’io toerana io. Ny hetra aloanao dia natokana ho an’olona iambina tokontany, tsisy soratra akory hoe faritra mena.
.
Asio soratra faritra mena dia asiana miaramila na zandary vitsivitsy mitambasy eo dia vita fa tsy hitangorona ohatry ny parasy eo akory no andaniana ny volam-bahoaka.
Na ny ivelan’ny caserne, na etsy Ambohitsirohotra ary tsy feno mpiambina tahaka anio. Tsy fitandroana filaminana intsony io fa efa lalana mankany amin’ny fitondrana tsy refesim-mandidy. Zany ny toe-tsaina sy fihetsika misy eto.
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 Ă 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 Ă 11:57
d’ordinaire, c’est le prefet ou chef district qui remet l’echarpe lors d’une ceremonie commune, mais avec nouzalon, on change tout