Ce vidéo, je l’ai déjà vu dans un épisode de “La route de l’impossible”. C’est dans la région d’Ambositra, histoire belge comme vous le dite :D, toujours lié au toaka gasy sy ny savika (vers la fin du vidéo original)
Nifin'Akoho
1 année il y a
Efa hitako ary somary efa ela iny documentaire iny. Lay renault express zao immatriculé …. TAS. Zao efa TCX… Raha mbola hitanareo any iny 4L iny eny Tsarasaotra-Ambositra dia mba ilazao e. Nisy docummentaire mitovitovy amin’iny fa camion ndray ilay izy.
.
Zay le problème amin’ny sentimental e. Tsy mety miala fa de iny ihany. Na dia efa hita zao fa tsy milay intsony de lazaina fa mbola milay foana.
.
Rehefa ao anaty bus enao tahaka le am documentaire teo dia misy miteny hoe rehefa tsy mahazaka dia mandehana taxi. Ô rey olona e. Fa nga rehefa taxi collectif ohatr’ireny dia tsy azo atao ny manao madio, mba manaja ny mpandeha akaikinao…
.
Ny an’ny sasany angamba dia mety aminy na ao anaty bus mihitsy izy mangetotra sy mangery. Simba mihitsy le fiaraha-monintsika.
“…Ny an’ny sasany angamba dia mety aminy na ao anaty bus mihitsy izy mangetotra …” iny kosa aloha dia fanaonay hatry ny fahakely e! hihihihi! fa misy ilay atao mafy dia misy ilay atao tsy re tsaika fa manentoento be , fa ny saika nampandoa ahy mihitsy dia tao anaty bus Antafita, amin’ny atoandor be volana desambra mafana be iny amin’ny iray iny, feno hipoka ilay fiara , ny fa nisy nangetotra mantsina be tao!
Rafangy
1 année il y a
à Ambanja, j’ai vu de mes propres yeux 15 adultes s’engouffrer dans une R4, une cinquantaine d’autres dans une 404 bachée, et c’est courant là-bas
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13