Le kilo ? Euh non le kapoaka 🤣
Et pourtant sur le 13 mai j’avais promis le kilo Ă 500 ar.
Sa hoe “je n’ai jamais dit ça” indray ?
Il est pire que mon dentiste ce gars lĂ 🤣
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Nihinan’ny IEM tsara daholo nanaovany azy. Mbola mahatanty ary mbola mila mafimafy kokoa matoa tsy mitroatra e! Efa faran’izay mahantra ary hita fa alain-dry zalahy ny harena sy ny vola rehetra ary ny trosa avelany ho anao sy ny taranakao.
Diso zany. Zahay nahazo vary sy paty. Milam be ny fiainanay. Zahay tsy mila krizy.