mbola mampiaraka @ dam re izy 2 ireo aaa, mbola hifampizaha toetra vao hiroso @ mariazy hono
Nifin'Akoho
1 année il y a
Fa raha misafidy dia aleo tsisy jiro toy izay tsisy rano. Midika izay fa miverina amin’ny tontolo ambanivohitra. Rehefa sady tsisy jiro no tsisy rano dia toerana tsisy civilisation izany. Tanana maty izany Antananarivo. Zay no mahalaza azy.
rehefa tsisy jiro aloa dia sûr fa tsy misy rano koa e. Surpresseurs hors service.
Hary
1 année il y a
Et on est en 2024 . A force, on va finir par croire que les foza font vraiment exprès de détruire le peuple .
Nifin'Akoho
1 année il y a
Za zao tonga ato antrano mba nanana fotoana kely amahanana ny finday. Dia tapaka ny jiro, ny andro alina, ny alika mivovo, tsy hitanao akory zay vovozan’ny alika am’izany. Aleoko mamaky actutana dia manovokovoka mipost. Matory aveo ka hiasa an’inona moa. Ny jiro ary tapaka. Za amin’io te andro fa tsemboky ny asa tontolo andro. Raha izaho daholo aloha ny olona eto am ty firenena ty dia 0% no azon’ireo vendrambengy ireo. Saingy indrisy ry tapa-tsôsisy e.
Za Ihany dans Des tanks russes pour Madagascar: “Colonel: A quoi ça sert un bombardier? Soldat: à bombardier Colonel Colonel: A quoi ça sert un canon? Soldat: à…” 15/04/2026 à 12:13
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47