Nijery Tselatra a tam alahady teo. Tapaka ny herina’aratra. Hatram’ny artista mitondra faisana am herin’aratra tsy lavovary. Ny sono efa mihatsara fa ny gitaran’i Eric tsy heno mihitsy. Revy Rock dia ekena fotsiny na misy blem. Andao atao pro foana e.
Nandresy ny tolona ee!