Ie. Nandalo teto Mada lay mahery mirimorimo io “dia maninona”?
Efa tsy eto intsony koa moa ilay mpiteny an’iny. So what?
Ny F1 dia sport voasokajy ho an’ny firenena efa mandroso tanteraka. Tsy aingitraingitra fa tena organisation goavambe ny fanatanterahana an’io. Eritrereto fotsiny hoe misy accident ohatra am lay course. Oentinao etsy amin’ny hopitaly manarapenitra ve ilay pilote maratra? Tonga ao am port toamasina ny voitures sy ny equipement rehetra. Hotanterina am’ty RN2 sady tery no feno lavaka ve?
Mba resaka ihany io e. Lavitry ny afo ny kitay.
MasyLau dans Que demande la population au quotidien ?: ““Fotoambavaka nationaly” Pourquoi avoir des doutes ? Hoy ny ohabolan’ny taolo : “Ny fanahy no maha-olona” . Ao amin’ny hiram-pirenena…” 23/06/2026 à 18:29
Numerobis dans Que demande la population au quotidien ?: “Dès que ça commence par le “fotoambavaka nationaly”, j’ai des doutes 😛 Combien de fois ça a été fait ainsi…” 23/06/2026 à 16:55
angady dans Que demande la population au quotidien ?: “au quotidien, oui mais sans perdre de vue qu’on a aussi l’avenir de la prochaine génération à assurer.” 23/06/2026 à 16:50
elman dans Que demande la population au quotidien ?: “Bah vos 3 premiers … sont aussi dans mes 3 premiers non ? lol Ensuite le Fihavanana et le fifankatiavana,…” 23/06/2026 à 14:38
MasyLau dans Que demande la population au quotidien ?: “Ny “priorité absolue au quotidien” ? 1) Ny rano satria vao mifoha aho dia madio , afaka mikarakara tsara ny…” 23/06/2026 à 12:43
Ie. Nandalo teto Mada lay mahery mirimorimo io “dia maninona”?
Efa tsy eto intsony koa moa ilay mpiteny an’iny. So what?
Ny F1 dia sport voasokajy ho an’ny firenena efa mandroso tanteraka. Tsy aingitraingitra fa tena organisation goavambe ny fanatanterahana an’io. Eritrereto fotsiny hoe misy accident ohatra am lay course. Oentinao etsy amin’ny hopitaly manarapenitra ve ilay pilote maratra? Tonga ao am port toamasina ny voitures sy ny equipement rehetra. Hotanterina am’ty RN2 sady tery no feno lavaka ve?
Mba resaka ihany io e. Lavitry ny afo ny kitay.
Dia rehefa vita ny “course” dia mandro ny mpifaninana satria tsemboka. Loza be raha tsy misy rano
tonga dia mijoboka ao @ lac anosy ka
Non ça arrive par jumbo jet à Ivato kosa e
mais taisez-vous ! la fin de l’année Hanaovana izao sy izao approche à grands pas … d’autant plus que efa in-droa tany … lol
sady nahita any iny ceremonie d’ouverture des JO
… oooh je sens les idées de m**** débarquer rapidement lol
Fanamby no omeko anareo fa hanokatra piste F1 eny Imerintsiatosika isika tompokolahy sy tompokovavy, akaikin’ny Tanamasoandro… Ekena sa tsy ekena?