Voir : La Banque Mondiale et l’UNOPS prêtent main forte à Madagascar
… car s’il fallait compter que sur nous même, kay.
Et pourtant nous avons tous en mémoire un discours où on nous affirmait sentencieusement que tant que nous dependrons de ces bailleurs de fonds nous resterons toujours pauvres ?
Ka dia ahoana ihany ary e ? Sa hoe faites ce que je dis, pas ce que je fais ? 🤣
totalement honteux !
déjà que le fameux pem a été révisé par les PTF »pour faire apparaître les priorités d’urgence » (un AMI a même été lancé en ce temps-là)
Tsy mety fay koa reto mpamatsy vola reto an! Anjavona ndray zao zany loll
Euh non ils savent très bien ce qu’ils font les mpamatsy vola : un prêt ça se rembourse. Avec des intérêts.
Evidemment
Ie fa raha tsy misy moyen hamerenana an’azy dia ahoana?
dia alainy ny harena-nareo dia zay
tsy resaka fay izany fa resaka vola! mampindrana izy dia mamerina ianao miaraka amin’ny zanany avy eo! misy ny mpitondra(coucou tonton sola) mametraka ilay vola nindramina any amin’ny banky tsotra, ataony amin’ny anarany dia izy no mihinana ny zanabola, rehefa tonga ny fotoana famerenana dia sintoniny tao ilay vola dia averiny amin’ny fanjakana, ny fanjakana tsy nisy n’inoninona vita, izy efa nihinambe (ohatra raha 4% ny zanabola amin’ny fametrahana vola, raha $100 tapitrisa izany dia efa mahazo $4 000 000 isantaona izy
Fa tsy mety ve raha atao sous tutelle madagascar e ? Efa hay fa olona tsy mahay mitantana no mpangalatra no eo @ fitondrana? Hevitra fotsiny ny ahy an