moi, je suis sur que ce ne sera pas par des politichiens que cedric kata là 6ème d’ane va tomber mais par une action sociale de ces types, et il faudra faire attention, très attention car il y aura beaucoup de barbecues
tena marina ! raha ilay teny andohatapenaka aloha an, dia ireo daholo ilay nanakorontana sy nanakana ny hetsika fotsy du C10 satria hoe hahazo koveta sy jiron’akoho …
nisy filaharambe indray andro dia nandalo ragova mavesatra maka maor nanontanyhoe inona no ilaharanareo eto? dia niaranamaly ny mpilahatra hoe haka jiron’akoho! tezitra mafy hono ingahy mavesatra dia nandroaka ny olona hoe allez mandeha any daholo fa jiron’akoho a jiron’akoho

hoy ikala MB poisnonnière izay hoe : mahazo mandatsa ve ?
*poissonnière*