Lafobe zany voanjobia zany… et le votab**** ?
Raha ny votab**** an’i Pablo sy Cédric ilay resaka dia tena lafo lavitra noho ny voanjobia: ny an’ny takàka isany efa nisolo votab**** volamena atrin’ny ela. ?x-oss-process=image/resize,m_fill,w_380,h_506
Rafangy
1 année il y a
raha tsy izy aza no nitondra teo , mety efa tsy nisy intsony izany voatabia izany na 10 000ar ny iray
Ny ahy ny voatabia nefa lo fotsiny eo anjaridaina,singany 2 na 3 isanandro ihany no ilaiko nefa vokatra loatra ilay izy sady lasa lanin’ny bibikely nefa mitombo be,saika ho vonoiko mihitsy ..
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 à 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 à 16:38
elman dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?” 20/04/2025 à 11:50
elman dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “fihavanana eee.. soatoavina eee… marimaritra iraisana eee … lol Résultats des courses ? Tu es le pays le plus nul…” 20/04/2025 à 11:18
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 à 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 à 07:40
elman dans Base Toliara : Bruno nous explique: “et on en a déjà discuté ici aussi https://actutana.com/depeche/ah-finalement-il-y-a-un-peu-de-monazite-a-base-toliara/” 19/04/2025 à 18:55
Gasikala tsy maintsy manjoso
Lafobe zany voanjobia zany… et le votab**** ?
?x-oss-process=image/resize,m_fill,w_380,h_506
Raha ny votab**** an’i Pablo sy Cédric ilay resaka dia tena lafo lavitra noho ny voanjobia: ny an’ny takàka isany efa nisolo votab**** volamena atrin’ny ela.
raha tsy izy aza no nitondra teo , mety efa tsy nisy intsony izany voatabia izany na 10 000ar ny iray
Ny ahy ny voatabia nefa lo fotsiny eo anjaridaina,singany 2 na 3 isanandro ihany no ilaiko nefa vokatra loatra ilay izy sady lasa lanin’ny bibikely nefa mitombo be,saika ho vonoiko mihitsy ..