Toute l’armée, la gendarmerie, la police reçoit et exécutent l’ordre de la mafia. Ho an’ny tanindrazana? Mba tongava saina, izao no tena ahitana hoe iza avy ireo nahazo galona tamin’ny fanaovana politika.
Ny tena mahavariana dia manjakazaka tanteraka ireto be galona voavidim-bola sy fitiavam-boninahitra, manary hasina ny fiarovam-pirenena manontolo. Sanatria ve dia resy daholo ireo tena mahery fo sy mendrika ny atao hoe manam-boninahitra, nahoana no tsy misy mihetsika sy tsy andrenesam-peo?

ah bah depuis que des trouffions ont mis en joue des vice amiraux en 2009, ce n’est plus ce que c’était l’armée…
Où ils sont ces trouffions pour mettre en joue ces be galona kapsily miseo milay maintenant? 🙂
Ça me fait rappeler un sketch 😛
https://youtu.be/kjdhB0IX-nA?si=oMMGXSF6wtMr7mSp&t=18
“De la Présidence à la Prison, on a pas encore trouvé d’exemple”
… jusqu’ici ?
Tout est inédit avec la compagnie cedric