Oui oui, votre propension à maquiller les communiqués, ça s’est vu, en nettoyant par le biais de “traductions” tendancieuses et ne gardant que les parties qui vous intéressent.
ireo ambony ireo anie ka niatrika ady nandritra amantaonany, fa ity misalotra sainampirenena malagasy ity, tsy nanapoaka basy akory izy tamin’ilay hany ady nataony teny amin’ny mausolée, olona tsy ampy 20 no nitondrany 600 lahy tamin’izany, fa io moa izany efa hatramin’ny fanonganampanjakana taona 2009 no zarazaraian ny voninahitra eto
Comment compliqué à bidouiller?…çà, c’est tout à fait le genre de communiqué ”azo raisina fa tsy mitombona” non?
Rafangy
2 années il y a
namoaka fanambarana ireo masoivo miasa eto amintsika milaza ny fahamatoran’ny fiarahantsika miasa sy ny fanohanany ny fitondrana iombonana sy ny rafitra rehetra eto amin’ny fanomanana ny fifidianana izay tohanan’izy ireo koa ary midera ny fampielezankevitra ataon’ny kandida rajoelina amin’ny fanajana ny filaminana sy fifanajana, milaza ireo masoivoho ireo fa vonona hatrany ny hiarahiasa amin’ny filoha lanimbahoaka eo izay efa azo sary antsaina amin’ny fahamaroan’ny olona mpanohana azy
io ny famakin’ny radio mpirenena sy ny tvm ary ireo an’ny fitondrana azy
Dernière modification le 2 années il y a par Rafangy
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
Vu que c’est un âne qui n’a pas soif,
difficileimpossible de le convaincre avec des enouragementsDommage qu’on ne peut leur envoyer Richard Baomba ou le petit colonel. Les tee shirt et les artistes ne les intéressent pas aussi.
I jeneraly baomba ve? itony no tanjony :

Mbola tsy ampy betsaka rangahy ity fa ampio kapisily aah..
Izy ity moa izany ilay nifidy tena (15/15) tamin’ilay fifidianana filohan’ny senat farany teo ?
efa jamban’ny fitiavamboninahitra dia manaotao fahatany e! Rakrisy aza nahay tsy nifisy tena teny Tsimbazaza