Nifin'Akoho dans Lac Iarivo : Siteny a tout dit: “Efa mirodana be i neny (Gasikara io) ; aleo hividianana lay atin’akanjo tendance sy lafolafo e.” 10/05/2025 à 10:47
Nifin'Akoho dans Voilà comment les grands protègent leurs terres rares: “Ny hasin’ny mahaolona ary eto ny tetik’asam-bazaha ny miaro azy. Raha izay hasin’ny tany indray, tsisy fanjakana hihevitra an’izany eto.” 10/05/2025 à 10:40
Nifin'Akoho dans Io « princesse princesse » nareo io: “… Maninona ary zah no tsy mahazaka manjakely e, Fa efa zakan’lerony iny e. Fa lay mankimanky visy na koa…” 10/05/2025 à 10:32
oui, on pourra donner les 3 médailles d’or qu’on a eu contre des concurrents fantômes. ce sera parfait
Ianareo kosa e ! Efa nahazo @ kilao mihitsy aza ry zareo ko
Mba anatra ho anareo athlèthe mahazo médaille d’or ireo. Tandremo fadio ny mitondra izany any amin’ny Minisitera (coach moa ilay filaza azy) fa sao mivadika médaly bolongam-by eo izany izay vao latsa-nenina
C’est moi ou l’icone des médailles sur l’infographie ressemble étrangement au fameux signe du V des foza.