Zaho manokana kosa indray tsy manome tsiny azy. Aseho ny fahavonona na ahoana fitsipika na ahoana. Ho lazaina fa resy lava, matahotra fifidianana raha tsy izany.
Rehefa hanao lohamboto ny mpitondra dia apetraka ho vavolombelona ny malagasy, fa dia mijoro manatrika e.
Raha nanaiky ny accord tany Dakar hoe 2eme tour izy tam 2002 dia fantatra mialoha ny valiny.
Ho nanome tsiny azy aho raha ny valin-teniny no tsy nampisy ny ApoGenie.
Asa raha tena niaina ny zava-nisy ianao, fa ny mbola fisian’ny 2nd tour no tsy nampoizin’i Deba, ka tsy nampiasany ny hery rehetra teo ampelantanany (tahaky ny ankehitriny mihintsy, teo aminy daholo ny fahefana rehetra. Voatery niantso zanadambo Ra8 hanohitra ny hery ofisialy).
Na ho novoafidy 2nd tour madiodio aza Ra8 tam 2002 (ohatra), tsy ho nahasakana ny 2009. Be loatra ny very fihinana (atiny sy ivelany), dia izy koa moa no tendakanina loatra, na dia azo atao hoe alaolana hitany tam kitotoa sy kiantranoantrano hitany ny nananganany ny Alma hanatanteraka ny asa vaventy ohatra.
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Zaho manokana kosa indray tsy manome tsiny azy. Aseho ny fahavonona na ahoana fitsipika na ahoana. Ho lazaina fa resy lava, matahotra fifidianana raha tsy izany.
Rehefa hanao lohamboto ny mpitondra dia apetraka ho vavolombelona ny malagasy, fa dia mijoro manatrika e.
Raha nanaiky ny accord tany Dakar hoe 2eme tour izy tam 2002 dia fantatra mialoha ny valiny.
Ho nanome tsiny azy aho raha ny valin-teniny no tsy nampisy ny ApoGenie.
2eme tour tamin’iny tonga dia vita ny momba an’i Deba. Bien élu Ra8. Natanjaka tsara ary tsy ho nisy akory ny 2009