miady varotra kely e, 2023 ve tsy possible? Dia aleo mba atao anaty kaonty koa ny maty noana.
ZaIhany
3 années il y a
Rébik’ondry
Za ihany
3 années il y a
Ny aiko indray dia tsy mba ho amidiko amin’ireny na ho an’iza na ho an’iza. Aleoko tsy “vahoaka”
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina
3 années il y a
Vokatry ny hetsika 2002 :
Nisokatra tamin’ny tany miteny Anglisy Madagasikara
Ny taona 2008 dia niakatra 7,1% ny harikarena faobe Madagasikara
Nadio Antananarivo
Mahay mandray olona sy manaja olona ireo mpiasa eny amin’ny biraom-panjakana
Nanara-dalàna ireo mpitatitra taxi be. Manaja olona
Nihatra ny lalàna, ka voasazy izay mandoto tanàna.
Tsy ny rehetra no afaka nitantana teny amin’ny FKT fa nisy farim-pahazaina fara fahakeliny notakiana amin’izy ireo. Hany ka mahalala fomba ny mpiasan’ny FKT rehetra.
Nihatsara ny fampianarana, ary nisy fiovana ny rafitra. Fantatry ny Gasy ny fisian’izany rafitra fampianarana LMD izany.
Sy ny maro hafa koa …
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
2024 …