Afist dans Je reviens sur Akamasoa: “Il a inaugure en grande pompe la rocade d’Iarivo mais peine à finaliser ses propres projets comme le train urbain…” 10/06/2025 à 19:51
Nifin'Akoho dans Je reviens sur Akamasoa: “Zay mihitsy le blèm, ko ra tsy hoe nanome ny taratasy tany enao dia vita. Fa ho an’ny malagasy inona…” 10/06/2025 à 19:22
Nifin'Akoho dans Ah, ça s’agite à Vontovorana: “Tokony efa mahay io hira version vontovorona io daholo kosa angamba. Nenay rehefa tapaka ny jiro dia antsoina ny anaran-draprezy…” 10/06/2025 à 19:13
elman dans Dis moi Gemini, c’est quoi la mythomanie ?: “j’ai bien évidemment poussé encore plus avant mes questions mais l’article commençait déjà a être un peu longuet hihi” 10/06/2025 à 18:58
carole dans Kely sisa kely sisa: “Hataotsika toy ny any Monaco eny Tsarasaotra tompokolahy sy tompokovavy” 10/06/2025 à 16:59
carole dans Ah, ça s’agite à Vontovorana: “A ce rythme, adiny 1 isaky ny 2 andro sisa ngamba. Soa ihany isika fa miaritra foana, manaiky foana” 10/06/2025 à 16:50
Tsy efa eto France ve izy zay ? mody haingana sabotsy hiresaka @ vahoaka ao @ télé
Mety efa vita koa izay ny tournage satria tsy maintsy mbola amboarina tsara, dia halefa fotsiny sisa
hitokana zava-bita (lol) any @ misy ny festival des baleines hono ny 14 sy 15 e
zay ve sisa no atao? hahahah
évènementiel oblige e ! efa tany izy t@ herintaona, dia avy eo nisy baleines maromaro maty ho azy ireny…. sady misy an’i julien lepers any
loll
Il fête la fête nationale de son pays à la plage. Cédric a quand même la belle vie. 🙂
et il compte sur nous pour continuer en nous faisant croire que c’est pour nous rendre service 🙂
voilààà, justement
Tout frais payés par un autre pays. Miadana be