mirehitra adiny roa sy sasany raha be indrindra dia tapaka tsy latsaky ny adiny telo, io tsy misy fetra hoe alina, atoandro maraina fa dia manaraka izay fotsiny ny jirama: miala ao antrano handeha hiasa ianao tapaka ny jiro, tonga any ampiasana ianao tapaka ny jiro, miala any ampiasan hody indrya , mbola tapaka ihany koa, sendra mifoha amin’ny alina , mbola tapaka ihany! tena mahay ity fitondrana ity fa tsy mbola nisy ohatr’izao tao anatin’ny 63 taona
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Tena afa tsy rariny intsony ily fahatapahana aty aminay (zone industrielle) tapaka adin’ny 3 ny maraina teo dia niverina adin’ny 1 dia tapaka indray efa ho adin’ny 2 izao mbola tsy niverina. Any aoriana kely ao angamba hisy hametraka andrin-jiron’ny JIRAMA eny amin’ny Rova ihany koa dia mba lazaina hoe io ny “Jiramirus Delestasaurus” tamin’ny Fanjakan’i Rainilaingarivony 13