Hono hoa azafady …

Loading

Dépêche Madagascar > Infrastructures

Oui ?

Oui, inona l’ty zany “culées” zany ?

(je me fais l’effet de celui qui demandait en son temps “inona moa ilay dam azafady”?)

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
9 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
mpijery
mpijery
2 années il y a

Izany eo ihany fa tsy miditra details loatra ve ny filan-kevitry ny ministra? tsy tokony tapaka any amin’ny ministera ve izany?

RMC
RMC
Répondre à  mpijery
2 années il y a

ka efa tsy dia misy ketrika ho resahana intsony angamba satria izay rehetra natao hatramin’izay toa nidona tamin’ny rindrina daholo

izao ry zareo voatery handravona vovoka ny làlan’ny chorale mankany @ toerana namboarin’ilay nenjehiny fa mpangalatra… hoy ny ntaolo izay hoe : milaza tsy tia tsy tia nefa tsy manidy trano !

Rakotomangamijoro
Rakotomangamijoro
Répondre à  mpijery
2 années il y a

Izay mihitsy no tao an-dohako voalohany vao nahita an’ity article ity. Tsy azon’dry zareo an-tsaina mihitsy izany ilay asan’ny ministra raha azoko tsara.

Senior
Senior
2 années il y a

Les culées sont les éléments situés aux deux extrémités d un pont routier, servant d appuis de rive au tablier et en meme temps à retenir les terres des accès à l ouvrage.

Miserana
Miserana
2 années il y a

En letsy izany culées izany a…

Fil info

Vos réflexions