Sao kosa dia mba centrale mandeha amin’ny pipi io fa tsy gasoil? Raha izay mantsy no izy dia tena mahery lery: raha vao maheno ny anarany ny olona rehetra dia mipipipatalou ary avy hatrany dia ampiasaina izany hanodinana ny centrale Jirama dia …..pfou fou mirehitra ny jirooooo!
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
105MW, c’est toujours un assez gros chiffre qui fera son petit effet pendant la campagne electorale, carburant ou pas
Ka maninona raha natao 113MW fa tsy 105 fotsiny; Mba fantatr’ilay pipipatalou ve aloha izany MW izany sa dia mitenyteny foana ohatran’ny mahazatra?
Sao kosa dia mba centrale mandeha amin’ny pipi io fa tsy gasoil? Raha izay mantsy no izy dia tena mahery lery: raha vao maheno ny anarany ny olona rehetra dia mipipipatalou ary avy hatrany dia ampiasaina izany hanodinana ny centrale Jirama dia …..pfou fou mirehitra ny jirooooo!
il y avait deja ce projet de biogaz avec dadabe qui a decline pour je ne sais pas quelle raison
chuuuttt ! MegaWera no tianao sa MiWata ?
mety 15MW ary no tena izy fa mba namboarina nasiana 0 tao ampovoany
j’ai vu dans les reseaux sociaux que ce ne sera qu’entre 7 et 15MW au mois d’aout, les 105 seront simplement un projet
ah c’est comme les 80 kilomètres d’autoroute avant la fin de l’année
Tena mbola tsy nisy tao anatin’ny 60 taona … effet d’annonce sur les projets futures
en fait le 8 septembre prochain il est capable de lancer un “nous allons…”
Petite litanie quotidienne : Nous allons , nous allons faire ceci. Et vous allez , vous allez …attendre .
Mbola thermique ve ? Mahagaga