Raha ampifanambadiana ny fahaizan’ny malagasy mécanique (cf A la une omaly) sy famolena sy fiompiana dia tokony tsy misy mihintsy ny kere! Sa ohatran’ny @ fiarakodia ( ohaatra) tsy mila électroniques ihany io.
@elman, aleo aloha fenoina ny kibo izay voa mijery hoe bio sy ny sisa e! fa ny tena sakana lehibe indrindra anie dia ny fandriapahalemana e! ahoanany hiasanao tany nefa ny dahalo avy hanafika anao avy eo, ny tobin’ny zanadry akaiky indrindra any amin’ny 10-20km!volana vitsy lasa izay tany amin’ny faritry Ambohimahasoa iny dia nanafika ny dahalo ka lehilahy iray niompy bitro 2 no novoindry zareo hakana ireo bitro, ny boatin’ny tsaoka any amin’ny sekoly fianarana koa dia angalarindry zareo dahalo daholo! ahoana ny hamokarana amin’izany?
@Rafangy, Miombokevitra aminao aho. Ny dahalo manao ny ataony fa ny halabotry koa no tena mihitatra isan’andro. Mamboly ianao hanaovan’ny sasany latsak’alina, miompy ianao tsy mahamenatra ny sasany akory ny mamaky ny tranombiby fiompy.Tsy vitan’izany fa na dia ny tanimboangazo aza tsy atahoran’ny sasany handefasana ny ombiny akory. Izany rehetra izany dia fanaovana tsinontsinona ny manodidina fa ny fisainantsika dia tena simba tanteraka mihintsy.
@elman,
a a a kosa.. aleo mihinana izay mahasalama ihany aloha ka. sady possible be izany eto @tsika. sao ny zvatra hantenaina hamelona indray no hamono avy eo. hevitro manokana iny a.
Ny olana lehibe @ity resaka fambolena sy fiompiana ity anie dia lasa niankina loatra @zezika sy fanafody indostrialy ilay izy ka lasa miakatra be ny vidin’entana @farany.
@mangableu, mba tsy azoko indray izany an. Raha manao ohatra élevage intensif de poulet dia manisy antibio @ kefon’ny akoho hisorohana ny otrik’aina, hitombony aingana dia ahoana no mbola hialafo ny vokatra?
@no name, Affirmatif, j’ai vu de mes propres yeux. Mais c’était pas les feuilles mais les “vôniny”. Et il paraît que tous les éleveurs connaissent cette pratique. C’est valable aussi (à la campagne) contre la fièvre jaune.Tazovony, ngorongosy
@Rainintsara, ao ny vidina provende, ny jirama alohanao isam-bolana satria mila jiro sy hafanana ireo akoho ireo,… ary indrindra indrindra ny isan’ny akoho kely novidianao am-boalohany sy ireo tonga “à terme” satria tena mora maty izy ireny.
elman dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “bien vu l’analyse du ticket de caisse. Effectivement, cela lui permettra en même temps de connaître les “habitudes” alimentaires, surtout…” 03/09/2026 à 19:18
elman dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “Rien n’empêche de connecter le prompt aux catalogues/promos en cours des supermarchés. Et rien n’empêche non plus de supprimer/remplacer 1…” 03/09/2026 à 18:56
Raza dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “Probablement très utile pour des économies organisationnelles et aussi pour une alimentation équilibrée. Mais cela ne tient pas compte des…” 03/09/2026 à 00:46
elman dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “gain de temps, d’argent, on va pas s’en priver hein. Côté précision, on est le 1 septembre, c’est l’heure de…” 01/09/2026 à 08:29
Rahandy dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “Je l’ai fait avec Gemini, et sur beaucoup de sujets où je ne veux pas me casser la tête, une…” 31/08/2026 à 15:22
jurassic park dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “c’est flippant votre truc!il y a du pour et du contre bien sûr,mais côté gestion c’est tout bénef ´faut l’avouer” 29/08/2026 à 23:59
elman dans Le club des tratra farany: “moi je l’ai connue, dans une autre vie. Oui certes une salo*perie de caractère trop trempé, mais qui ne justifiait…” 23/08/2026 à 11:15
Zoky dans Après le carburant, la bouffe: “Un seul mot suffit: DAM Mais il en faut plusieurs. Cela résout l’eau, l’électricité et la bouffe en même temps.” 22/08/2026 à 03:51
jurassic park dans Le club des tratra farany: “je serais curieux de savoir,quel est le règime qui aurait le plus de sang sur les mains depuis l’indépendance?directement ou…” 22/08/2026 à 01:18
Raza dans Football : les jiolahimboto sud-americains: “Les pendules (enfin) remises à l’heure et tant mieux : https://www.france24.com/fr/sports/20260821-finale-du-mondial-2026-de-lourdes-sanctions-tombent-pour-les-argentins-paredes-et-molina” 22/08/2026 à 01:11
jurassic park dans Le club des tratra farany: “je ne connaissais pas bien Ninie Donia,mais sa mort lente m’avait beaucoup ému et attristé.” 22/08/2026 à 00:54
elman dans Le club des tratra farany: “l’ancien régime aimait bien laisser pourrir ses adversaires en taule : Ninie Donia, Rolly Mercia, etc. Mais pas de bol…” 21/08/2026 à 12:33
jurassic park dans Le club des tratra farany: “oui il s’agit bien de ce personnage machiavélique!je lui souhaite les pires conditions de détention et de n’en sortir qu’avec…” 20/08/2026 à 23:47
Raha ampifanambadiana ny fahaizan’ny malagasy mécanique (cf A la une omaly) sy famolena sy fiompiana dia tokony tsy misy mihintsy ny kere! Sa ohatran’ny @ fiarakodia ( ohaatra) tsy mila électroniques ihany io.
@Rainintsara, efa betsaka ny miketrika @ io fiompiana sy fambolena io ka
@elman, ka eo indindra isika izao e. Kalitao/ bio sa indostrialy/habetsahan’ny vokatra.
@Rainintsara, tena aleo kosa aloa mihinina daholo dans un premier temps zay vao mijery anizany bio zany e, sa ?
@elman, aleo aloha fenoina ny kibo izay voa mijery hoe bio sy ny sisa e! fa ny tena sakana lehibe indrindra anie dia ny fandriapahalemana e! ahoanany hiasanao tany nefa ny dahalo avy hanafika anao avy eo, ny tobin’ny zanadry akaiky indrindra any amin’ny 10-20km!volana vitsy lasa izay tany amin’ny faritry Ambohimahasoa iny dia nanafika ny dahalo ka lehilahy iray niompy bitro 2 no novoindry zareo hakana ireo bitro, ny boatin’ny tsaoka any amin’ny sekoly fianarana koa dia angalarindry zareo dahalo daholo! ahoana ny hamokarana amin’izany?
@Rafangy, Miombokevitra aminao aho. Ny dahalo manao ny ataony fa ny halabotry koa no tena mihitatra isan’andro. Mamboly ianao hanaovan’ny sasany latsak’alina, miompy ianao tsy mahamenatra ny sasany akory ny mamaky ny tranombiby fiompy.Tsy vitan’izany fa na dia ny tanimboangazo aza tsy atahoran’ny sasany handefasana ny ombiny akory. Izany rehetra izany dia fanaovana tsinontsinona ny manodidina fa ny fisainantsika dia tena simba tanteraka mihintsy.
@Rafangy, ça va, j’ai de la chance de pouvoir exploiter à 16 kms de Tana. Une chance énorme 🙂
@elman,
a a a kosa.. aleo mihinana izay mahasalama ihany aloha ka. sady possible be izany eto @tsika. sao ny zvatra hantenaina hamelona indray no hamono avy eo. hevitro manokana iny a.
Ny olana lehibe @ity resaka fambolena sy fiompiana ity anie dia lasa niankina loatra @zezika sy fanafody indostrialy ilay izy ka lasa miakatra be ny vidin’entana @farany.
@mangableu, mba tsy azoko indray izany an. Raha manao ohatra élevage intensif de poulet dia manisy antibio @ kefon’ny akoho hisorohana ny otrik’aina, hitombony aingana dia ahoana no mbola hialafo ny vokatra?
@Rainintsara, ça me rappelle ceux qui donnent des cochonneries contraceptives .. aux cochons 😯
@elman, ye fa ny hormone efa tsy azo atao intsony hatramin’ny faran’ny taona 70 début 80s
@elman,
j’en connais qui donnent du cannabis à leurs porcs pour les faire manger beaucoup plus 😀 .. c’est moins dangereux que les hormones non?
@no name, euh
@no name, Affirmatif, j’ai vu de mes propres yeux. Mais c’était pas les feuilles mais les “vôniny”. Et il paraît que tous les éleveurs connaissent cette pratique. C’est valable aussi (à la campagne) contre la fièvre jaune.Tazovony, ngorongosy
@Rainintsara, ao ny vidina provende, ny jirama alohanao isam-bolana satria mila jiro sy hafanana ireo akoho ireo,… ary indrindra indrindra ny isan’ny akoho kely novidianao am-boalohany sy ireo tonga “à terme” satria tena mora maty izy ireny.
@mangableu, ka eo @ ilay mora maty no tokony jerena hoe ahoana, zoo hygiène, ny épizootie…
@Rainintsara, matoa manome cadeau 2 poussins ry zareo dia ao raha.
@mangableu, aiza kosa e. Mba asiana fifampitokisana na kely fotsiny aza e. Ka iny ilay épizootie no halalinina kely e.
@mangableu, effectivement, le prix de la provende, c’est la clé de voûte de tout élevage 🙂
@elman, vitantsika ny mikajy an’izany hatramin’´ny kirobo aza ka. Afaka kajiana tsara ny akoho hoe 35-42 andro no avoaka, firy grama.
@Rainintsara, tena efa nanao business plan fa à moins de 10000 têtes otrany tsy rentable an. Kisoa zany moa tsy resahina intsony
On remercie d’avance notre honorable serviteur pour le reportage
@Zainjafy, ainsi que ses bonjours mademoiselle!
@Rafangy, oh la vache. Lol
Arrivée de votre serviteur en… Kubota ve ?
@despote, lol. Iny indray no tsy hitako. Sa sarety mihintsy?
@despote, mdr