Ho any izay tsy mahala dia ririkoorotamby no anarany ao aminy Facebook. Rindra Razafindrabe no tena anarany, Nanampy anay izy taminy herinandro lasa teo nanao doka ny rencontre nationale sportive tany Vichy t@ aminy Fitafy Gasy. Miandry antsika izy hono izy izao hijery ny sanganasany ao @ facebook.
survivant de la gazette ?