tena mankaleo tampona mihintsy (any izay i lala sy noro sy itaosunis eeee). tsy orana, tsy rivotra, tsy mangatsiaka, tsy mafana, tsy andro, tsy alina fa dia tapaka foana… simbainy daholo na ny fitaovana ao an-tokantranao na ny mba fiezahanao mihary mamelon-tena.
elman dans Et sinon quelqu’un l’a lu cette LFI 2026 ?: “bah le Colonel a immédiatement éjecté cette TVM, il se préoccupe donc du sort de la plèbe non ?” 12/06/2026 à 10:04
tena mankaleo tampona mihintsy (any izay i lala sy noro sy itaosunis eeee). tsy orana, tsy rivotra, tsy mangatsiaka, tsy mafana, tsy andro, tsy alina fa dia tapaka foana… simbainy daholo na ny fitaovana ao an-tokantranao na ny mba fiezahanao mihary mamelon-tena.
ianao @ io sady mandoa hetra no mandoa faktiora midangana tsy tara. grrrrr….
Dia torina raha vao be kritika koa
voilà, zistéman hoy rajao malok’ila izay. mankaleo be eee
l’accès à la richesse, la liberté, la démocratie… compliqué toussa..
Any izay Andry eeee….Ralijaona indray ity fa tsy Rajoelina an