@elman, an an an, dia tena mihevitra sy mahatoky ve ianao fa hanjary ny ho avin’ny ankizy raha mbola tsy miova zao fiainana ao dago zao? Tena misy avenir ny ankizy ve ao?
zafimbaza dans Ce n’est qu’un au revoir…: “C’est triste d’apprendre tout ce changement. J’appréciais vraiment vos analyses et surtout votre discrétion . Ainsi va la vie .…” 17/10/2026 à 12:54
Rafangy dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “felicitations Grand! faire le metier qu’on aime, c’est se divertir tous les jours, oui, vous avez raison des fois, ces…” 08/10/2026 à 08:17
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Zaho aty décidé, zaho. Hein Marco?
Izao ilay hoe “Miandry fa gasy (fa anay izao ny fitondrana)”
Ben, je décide au dernier moment pour dire NON
Tsy mety leo @ zao fiainana zao ve isika?
@Malala, rehefa leo dia hody any @ ray ozy pasteur
Ray zay
@Jojo, an an kosa e, mitady vahaolana fa tsy hody any @ ray zany
@Malala, ataovy zé mampietity ny fihainanao ê 🙂
@elman, Ka zay mihintsy lay tsy mety satria mila mitsinjo ny ho avin’ny ankizy e!
@Malala, ka aho anatiny ilay mampietity ny fihainana ny mitsinjo ny ho avin’ny ankizy 🙂
@elman, an an an, dia tena mihevitra sy mahatoky ve ianao fa hanjary ny ho avin’ny ankizy raha mbola tsy miova zao fiainana ao dago zao? Tena misy avenir ny ankizy ve ao?