Je googlais « tablette WC avec chasse déportée »

Loading

Dépêche Madagascar > Bricolage

Et je suis tombé sur ça 😯

My god, ça me ramène 40 ans en arrière ce truc ! Qui a connu ça aussi ? 🙂

Et sinon en remplaçant chasse par poussoir dans ma requête, le résultat est déjà… un peu plus moderne ?

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
32 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Malala
Malala
2 années il y a

Tao 67ha

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Malala
2 années il y a

mponin’i 67 taloha koa ve? izahay taty atsimo, nipetraka 20 taona tao dia niala, fa amin’izao fotoana kosa, na homena trano fotsiny ao ary aho tsy ho tamana intsony mihitsy

Malala
Malala
Répondre à  Rafangy
2 années il y a

Ie tao atsimo ko zahay taloha fa lasa aty ivelany avy eo ! Tena marina mihintsy , iza tsony no hiverina ao ! t@ izy vao vita no nahafinaritra sy nilamina tsara fa @ zao tena aoka fotsiny fa na dia ny hitsidika ao fotsiny aza tsy ataoko tsony

Malala
Malala
Répondre à  elman
2 années il y a

Vatobe ? tena tsy tadidiko zany , za anie efa t@ 1983 no niala tany e

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Malala
2 années il y a

vatobe , mbola tsy fiteny tamin’izany 1983 fa mbola Rainilemaro, raha izany 1983 izany mety mifankafantara ihany izany isika …..

Malala
Malala
Répondre à  Rafangy
2 années il y a

Iza no mahalala

Malala
Malala
Répondre à  elman
2 années il y a

an an

Rafangy
Rafangy
Répondre à  elman
2 années il y a

i Malala mpanao judo

Malala
Malala
Répondre à  Rafangy
2 années il y a

Manao judo ahoana koa aza?

Senior
Senior
Répondre à  Rafangy
2 années il y a

Le poids lourd bé iny vé ?

Malala
Malala
Répondre à  Senior
2 années il y a

Aoka aloha hazava tsara fa tsy MALALA no anarako an 🙂

carole
carole
Répondre à  Malala
2 années il y a

hihihi,

Rafangy
Rafangy
Répondre à  elman
2 années il y a

vatobe , c’est au nord, près du ny havana

Rakotomangamijoro
Rakotomangamijoro
Répondre à  Rafangy
2 années il y a

Afaka azavaina ve ilay antony hoe « tsy ho tamana intsony mihitsy » raha @ izao? Tena toerana tsy fandehanako mantsy ny teny na taloha na izao dia tsy dia azoko an-tsaina loatra izay zava-misy.

Malala
Malala
Répondre à  elman
2 années il y a

Fa marina koa io nosoratanao io an

Malala
Malala
Répondre à  elman
2 années il y a

Zany ny antony tsy itiavanay miverina eny tsony

Rakotomangamijoro
Rakotomangamijoro
Répondre à  Malala
2 années il y a

No comment. Tsy misy fiainana tsotra sy milamina ary mirindra ny hitako @ ilay sary. Aretina, tahotra, fotoana very no hitako.

Malala
Malala
Répondre à  Rakotomangamijoro
2 années il y a

Raha za manokana aloha dia antananarivo mihintsy no tsy tiko hiverenana sy hipetrahana tsony

Senior
Senior
Répondre à  Malala
2 années il y a

Yes, résidence Coum 67 ha nord vers les années 75 !

Malala
Malala
2 années il y a

Lasa resaka 67ha ndray zany izy ty ? hifankahita eto daholo ny namana 🙂

Malala
Malala
Répondre à  elman
2 années il y a

1983 toa tsy mbola nisy la poste tany an
1982 moa zany fa janvier 1983 aho niala tany

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Malala
2 années il y a

poste efa taty amin’ny taona 1990 taty, ilay fivarotandamba indrya eo ampita(ilay canal iny no mampisaraka azy), Ambodin’isotry, ary hatrizao mbola mpivarodamba foana ny ao

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.