Tamin’ny 2009 aho nilaza taminareo hoe ampidiniko ny vidin’ny menaka tompokolahy sy tompokovavy. 17 500Fmg ny litatra tamin’izany ary amin’izao izy efa 10 000 ka hatramin’ny 15 000 Ariary. Moa tsy efa nidina moa izany? Diso ianareo izay nieritreritra fa ny vidiny no hihena. Ah! Mersi prezida, izahay no tsy nahatakatra ny tianao holazaina. Tsy nisy toa anao tokoa tato anatin’ny 60 taona.
Rakotovelo
3 années il y a
« Na MI(h)AMI na ny IEM » daholo aza dia fidio indray ka ! Kely sisa dia tratra ny tanjona ram’s : Voalohany avy any amin’ny farany amin’ny classement rehetra ! Encore un petit effort ! Tandremo fotsiny izay tratra farany !
HS : Raikitra ny ady antrano (cf. http://www.lagazette-dgi.com/?p=83725) ! No comment !
Mitondra omby indray ry zalahy mpanao politika omena ny fokonolona dia milamina ny raharaha e. Efa fantatra hatry ny ela anie fa ny miaramila tsy natao hitandro ny filaminana izany e.
carole
3 années il y a
Allez, on fait un challenge pour trouver la signification de tout? PUCE (omby), PARIS pour Ambatondrazaka, COTON de Tuléar?
Ka efa hoe “demain vous comprendrez”… 13 pins c’est tout.
Za zao efa manantena be fa ho vita ilay RN13. Tsy hanao politika intsony aho tompokolahy sy tompokovavy raha tsy vita Io RN13 io, fa mbola hanao polifika.
elman dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “bah aujourd’hui on a un téléphérique qui va d’Analakely a Ambatobe et une autoroute de 8 kilomètres.” 03/03/2026 à 15:12
Hary dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: ““Et qui sera sans doute la dernière, avec toutes ces ogives aux quatre coins du globe. États-Unis, Russie, Chine, Europe,…” 03/03/2026 à 14:54
Numerobis dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Comme les pays de la region sont les plus grands exportateurs de pétrole au monde, le carburant va surement couter…” 02/03/2026 à 21:57
Raza dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “C’est marrant, le CASA du 2eme RPIMA à la Réunion tourne et tourne de nuit depuis hier soir. Cela n’arrive…” 02/03/2026 à 18:47
Numerobis dans Dès fois je ne comprends pas: “Pareil, pour moi trop critiquer la refondation à cette étape risque de donner de la crédibilité à l’autre en télétravail…” 28/02/2026 à 21:07
Raza dans Au fait l’elman, tu te positionnes comment…: “« Parce qu’a la base ce n’est pas fait pour être un moyen de transport mais pour se faire plaisir, faire monter…” 26/02/2026 à 13:35
Miami degany le champion 😛
Tamin’ny 2009 aho nilaza taminareo hoe ampidiniko ny vidin’ny menaka tompokolahy sy tompokovavy. 17 500Fmg ny litatra tamin’izany ary amin’izao izy efa 10 000 ka hatramin’ny 15 000 Ariary. Moa tsy efa nidina moa izany? Diso ianareo izay nieritreritra fa ny vidiny no hihena. Ah! Mersi prezida, izahay no tsy nahatakatra ny tianao holazaina. Tsy nisy toa anao tokoa tato anatin’ny 60 taona.
« Na MI(h)AMI na ny IEM » daholo aza dia fidio indray ka ! Kely sisa dia tratra ny tanjona ram’s : Voalohany avy any amin’ny farany amin’ny classement rehetra ! Encore un petit effort ! Tandremo fotsiny izay tratra farany !
HS : Raikitra ny ady antrano (cf. http://www.lagazette-dgi.com/?p=83725) ! No comment !
Looza!
Mitondra omby indray ry zalahy mpanao politika omena ny fokonolona dia milamina ny raharaha e. Efa fantatra hatry ny ela anie fa ny miaramila tsy natao hitandro ny filaminana izany e.
Allez, on fait un challenge pour trouver la signification de tout? PUCE (omby), PARIS pour Ambatondrazaka, COTON de Tuléar?
Je ne veux pas lui faciliter la tâche en lui donnant des idées gratuitement
A priori, le subutex et le xamax n’ont plus aucun effet sur crétin en chef. Faudrait qu’il essaie de fumer de l’artemisia.
On n’a que les dirigeants qu’on mérite! Pauvre de nous 🙁
MIAlà ny vadiny MImi ?
marary saina tavan’dreniny io. ireto mbola manohana foana no mampihaiky ahy
Ka efa hoe “demain vous comprendrez”… 13 pins c’est tout.