Je vous l’avais bien dit : DLC de Mômô ouah ny autoroute, tanamasoandro et toussa; ny téléphérique aloha tsy aiko raha efa azo ny vola na tsia : raha efa azo dia efa ”viré” any Dubaï sy Suisse; raha tsy mbola azo dia DLC de Mômô koa. Ny banque mondiale moa tsy hanome n’inonona intsony raha tsy mazava daholo ny nalehan’ny vola covid et toussa… Efa manomana décollage jet privé sans retour amizay angamba: any Suisse ndray tohizana ny ”dance-vody”.
Ary masqué @ ny loko mena ihany kosa ilay molotra be an..; sa nanararaotra chirurgie esthétique? i Ra Francis ndray angamba mieritreritra fa any @ cirque (veste à carreaux sy noeud pap??).
C’est plutôt un écouteur qu’il a autour du cou (la partie gauche), il est juste accolé à son nœud de cravate, du coup ça donne l’impression qu’il est en nœud pap
elman dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Que celui qui n’a jamais peché jete la première prière. Beaucoup ont reconnu avoir fait fausse route depuis 2009, ils…” 08/06/2025 à 00:25
idefix dans Allez, j’embarque le pylône: “j’embarque aussi les drapeauxVoleur misy saina hono 😛” 08/06/2025 à 00:04
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
elman dans Privatisation de la Jirama…: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/Screenshot_20250607-1258512.jpg ah c’était en mars teo, en catimini” 07/06/2025 à 14:00
elman dans Privatisation de la Jirama…: “My god, il me semblait bien que c’était déjà une SA ? J’investigue” 07/06/2025 à 13:57
hihihi ! nanao enkety zay zareo dia nahita fa efa dobo trosa ny malagasy , dia tsy ahaloha ny volandry zareo
“après réflexion, on ne vous prêtera pas de tirelire .. même vide”
Je vous l’avais bien dit : DLC de Mômô ouah ny autoroute, tanamasoandro et toussa; ny téléphérique aloha tsy aiko raha efa azo ny vola na tsia : raha efa azo dia efa ”viré” any Dubaï sy Suisse; raha tsy mbola azo dia DLC de Mômô koa. Ny banque mondiale moa tsy hanome n’inonona intsony raha tsy mazava daholo ny nalehan’ny vola covid et toussa… Efa manomana décollage jet privé sans retour amizay angamba: any Suisse ndray tohizana ny ”dance-vody”.
Sady en plus ritra koa zany ny saphir sy volamena, efa lasany momo, Christian sns daholo.
Pauvre pays.
Asa i mamasôsy sy patsafotsy raha ho tafiditra anaty raopilanina na ho tavela eo @ piste de décollage?
izy ary efa aty Paris koa.. miaraka @ Francis
Ary masqué @ ny loko mena ihany kosa ilay molotra be an..; sa nanararaotra chirurgie esthétique? i Ra Francis ndray angamba mieritreritra fa any @ cirque (veste à carreaux sy noeud pap??).
Le noeud papillon est de rigueur ?
Noeud pap et veste à carreaux : un clown quoi. Manque plus que la boule rouge à la place du nez.
vous voyez de ces détails lol
C’est plutôt un écouteur qu’il a autour du cou (la partie gauche), il est juste accolé à son nœud de cravate, du coup ça donne l’impression qu’il est en nœud pap
Effectivement, je n’avais pas voulu zoomer et voir sa face en gros plan.
Mba misy zavatra hainy ve zay lazaina ao?
Angaha hay intsony e, ny zava-dehibe amin-drizareo dia ny miteny hoe andeha ho any an-dafy hanatrika fihaonam-be n’itsy sy iroa…
Dia mangataka vola
efa mahazo per diem milay beuu ka
Sady ividy veste à carreaux marron/blanc comme prézida ?
Il ne faut pas exagérer non plus : mesdames et messieurs, la parole est à…
Sun above hoe
Ary toa tsy misy akony intsony koa i Rotschild é? Sa dia werawera, natahotra ny lavaka mangitsokitsoka ny trosa be miavosa?
j’ai du mal à associer Rotschild et pays le plus pauvre du monde
Prézidà doit regretter d’avoir lâcher ce morceau.
Rothschild a Rothschild !