Bah oui, avec toutes ces inondations, les légumes sont devenus des denrées rares. 2€ même en province, genre 10 000 ar le kilo de pomme de terre à Toamasina 😯
Et voilà, les légumes vont coûter plus chers qu’en France à Gougouland (là où les gens gagnent 10 à 20 fois moins).
Merci Prezidà, vous avez bien réussi à faire ce que les anciens présidents ont fait durant leur mandat.
Aoka ka. Aleoko mijanona ato an-trano. Iza no tadiavinao hampijaly tena hoa ny Toamasina amin’izao? (lalana efa ratsy mbola tsy fatatra raha tena vita tsara ilay pont beley. Ny tena anefa efa mitranga lela ambany . Tsy namamn’ny mamono tena ve?).Ilay izy tsofina fotsiny aty anie ka tsy tafavoaka noho n’ny lalala ratsy eh.
ireo anie ilay lazaindry fako fa fahavalompirenena hono e! nefa ry zareo samy zareo ihany io!, ny poivrons vao novidiana afak’omaly aza efa ho 200ar ny iray, fa ny legioma anie , izay tsy safotry ny rano dia potika amin’ny faharatsian’ny lalana e!, ohatra ira tsy afaka miakatra intsony ny avy any ambohijoky
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
MasyLau dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Fédéralisme OU Décentralisation ? Voilà une question épineuse qui devient de plus en plus une question d’actualité à Madagascar Une…” 05/08/2026 à 17:17
Et voilà, les légumes vont coûter plus chers qu’en France à Gougouland (là où les gens gagnent 10 à 20 fois moins).
Merci Prezidà, vous avez bien réussi à faire ce que les anciens présidents ont fait durant leur mandat.
(là où les gens gagnent 10 à 20 fois moins).
plutôt 30 fois moins, me semble t il !
10 000 ar le kilo de pomme de terre à Toamasina… Sao dia mba tsa marina izany Ra “elman” ah. Aty aminay anefa dia tsofina fotsiny izy izao.
andana mijery e
Aoka ka. Aleoko mijanona ato an-trano. Iza no tadiavinao hampijaly tena hoa ny Toamasina amin’izao? (lalana efa ratsy mbola tsy fatatra raha tena vita tsara ilay pont beley. Ny tena anefa efa mitranga lela ambany . Tsy namamn’ny mamono tena ve?).Ilay izy tsofina fotsiny aty anie ka tsy tafavoaka noho n’ny lalala ratsy eh.
Tsaboy tsara ilay lela ambany fa sao hanahirana e.