Rien que sur la photo, ca peut s’expliquer. Les normes ne sont pas pour les cons, construction pas aux normes, contrôles aleatoires sur la base de corruption, matériaux pas aux normes.
Avez vous vu la hauteur des murs versus volume de remblais? Je ne parle pas des problèmes de gestion des eaux et évacuation
Je ne parle pas des problèmes de gestion des eaux et évacuation
Et c’est bien le problème de toute cette haute-ville !
Doraadm
4 années il y a
Coté aiza ho aiza ety Faravohitra ito ry Elman.
Ny ery @ arabe midina @ Eglise Faravohitra vers Antaninandro (mandalo OMDA) iny koa izao mety ho tapaka atsy ho atsy, efa feo pavé miletry milentika any anatiny any, dia misy tuyau jirama na buse tapaka ihany koa
C’est Faravohitra mais je ne saurais précisément situer.
Cet endroit dont vous parlez, ecole je sais plus comment ça s’appelle (rafiringa ou lumières ?), et bien ça fait bien.. 20 ans que ça s’affaisse ? Je compte plus le nombre de fois où on y a vu un énorme cratère
EPP Ampasandratsarahoby ilay izy fa izany hoe maro no tsy dia mhafantatra izay anarana izay. Rafiringa efa mivily mankany @ Sylla iny. Fa tena miletry foana tokoa ary lavaka be @ iny nisy fotoana dia tapaka ny lalana. T@ 2021 iny koa dia maro ny fanamboarana nataon’ny Jirama @ arabe Soarano hatrany AMbohijatovo ambony ilay hoe hanolo tuyau be @ arabe. Nisy vita ny amaphany hatreo @ 4 chemins (Pallisandre) ihany anefa izany. Fa ny arabe sy ny pavé kosa dia namboarina daholo sy hoe “nahitsy”. Ilay fanamboarana anefa à la façon malagasy sa ahoana fa tonga ny orana izao dia…lasan’ny riaka daholo ny fasika nitana ireo pavé ka lasa mivilambilana sy mirantiranty daholo ny pavé @ lalana Rainandriamampandry izao.
Ny zavatra hitako dia tsy mahay manao lalana pavé ny gasy: mikitoantoana be foana na lalana vaovao aza, raha fanarenana ny simba moa efa tsy tenenina intsony, ny vato ve no tsy mitovy sa tena kitoatoa ny fandaharana azy
Tsy hoe tsy mahay amiko satria tena mirindra tsara t@ namboarina, fa tsy misy moyen dia fasika fotsiny no ampiasaina dia vato dia izay. Tokony mba misy ciment na tsy aiko izay mampiraikitra tsara fa zao vao riaka kely iray dia lasa daholo ny fasika…lasa babangoana be ilay vato pavé bdb
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
Rien que sur la photo, ca peut s’expliquer. Les normes ne sont pas pour les cons, construction pas aux normes, contrôles aleatoires sur la base de corruption, matériaux pas aux normes.
Avez vous vu la hauteur des murs versus volume de remblais? Je ne parle pas des problèmes de gestion des eaux et évacuation
Et c’est bien le problème de toute cette haute-ville !
Coté aiza ho aiza ety Faravohitra ito ry Elman.
Ny ery @ arabe midina @ Eglise Faravohitra vers Antaninandro (mandalo OMDA) iny koa izao mety ho tapaka atsy ho atsy, efa feo pavé miletry milentika any anatiny any, dia misy tuyau jirama na buse tapaka ihany koa
C’est Faravohitra mais je ne saurais précisément situer.
Cet endroit dont vous parlez, ecole je sais plus comment ça s’appelle (rafiringa ou lumières ?), et bien ça fait bien.. 20 ans que ça s’affaisse ? Je compte plus le nombre de fois où on y a vu un énorme cratère
EPP Ampasandratsarahoby ilay izy fa izany hoe maro no tsy dia mhafantatra izay anarana izay. Rafiringa efa mivily mankany @ Sylla iny.
Fa tena miletry foana tokoa ary lavaka be @ iny nisy fotoana dia tapaka ny lalana.
T@ 2021 iny koa dia maro ny fanamboarana nataon’ny Jirama @ arabe Soarano hatrany AMbohijatovo ambony ilay hoe hanolo tuyau be @ arabe. Nisy vita ny amaphany hatreo @ 4 chemins (Pallisandre) ihany anefa izany. Fa ny arabe sy ny pavé kosa dia namboarina daholo sy hoe “nahitsy”. Ilay fanamboarana anefa à la façon malagasy sa ahoana fa tonga ny orana izao dia…lasan’ny riaka daholo ny fasika nitana ireo pavé ka lasa mivilambilana sy mirantiranty daholo ny pavé @ lalana Rainandriamampandry izao.
Tsy hoe manisy sira fotsiny ny voalaza etsy ambony fa alasafay tanteraka ny famerenana amin’ny laoniny ny arabe taorian’nny asa nataon’ilay prestataire jirama nanolo tuyau. Jereo Antaninandro Ahatrany Andravoahangy ambony. Ohatran’ny asa tsy misy organe de contrôle rehefa vita.
Ny zavatra hitako dia tsy mahay manao lalana pavé ny gasy: mikitoantoana be foana na lalana vaovao aza, raha fanarenana ny simba moa efa tsy tenenina intsony, ny vato ve no tsy mitovy sa tena kitoatoa ny fandaharana azy
Tsy hoe tsy mahay amiko satria tena mirindra tsara t@ namboarina, fa tsy misy moyen dia fasika fotsiny no ampiasaina dia vato dia izay. Tokony mba misy ciment na tsy aiko izay mampiraikitra tsara fa zao vao riaka kely iray dia lasa daholo ny fasika…lasa babangoana be ilay vato pavé bdb
Ny EPP Ampasandratsarahoby, Bernard Canut ary Anatirova, EPP tranainy ary anisan’ny tsara tarehy indrindra eto Antananarivo.
ampitan’ny somagi taloha ve?
Hihihih
Ery ambony kely surtout, eo anoloan’ny tranon’ry Elman taloha e, akaiky tohatohabato tavao, efa mikisakisaka daholo pavé
angaha moa tsy efa nisy recommandations nataon’ny BNGRC oe tsy manao construction be eny amin’ny la Haute eny e?
z’êtes sûr que ce n’est pas chez l’abominable R8?