
Bon on rigole on rigole mais cette fois, c’est sérieux. Aujourd’hui nous sommes donc à l’Ekar st Joseph Ankoalabe Antalaha et c’est une messe de soutien à toute la population de la Sava, suite au passage du cyclone Enawo et les nombreux dégâts occasionnés dans cette région.
fa nakaiza daoly ny lehibe ?
Mba miasa kosa ê 🙂
Ra8 zany tsy miasa :p
samy manana ny azy ree
Je n’ai jamais été un fervent supporter de Ravalo mais j’avoue qu’il m’impressionne. Il se donne les moyens de ses ambitions, non pas en ourdissant des manoeuvres politiques bien au chaud depuis Tana mais en allant à la rencontre des vrais gens. C’est probablement pas sans arrière-pensées politiques mais c’est la bonne façon de le faire. Pas que depuis une estrade de campagne électorale acclamé par ses supporters. Il ne peut pas ne pas voir en pleine face la réalité dans laquelle évolue les gens. Et fort de ce constat, il ne pourra pas totalement les oublier le moment venu.
Mangalatra départ, kanefa mbola taraiky ihany
Fa angaha misy misakana ny hafa tsy hijery ny fiainam-bahoaka na hitakosona miaraka @ vahoaka? ametraho fitoriana raha mangalatra!
Ho eto ihany izany hoe taraiky izany fa mba mandehana midina ifotony ohatr’azy raha sahy sy mahay!
tena misy tokoa ny misakana ny hafa kah, dia ny tahotra ny voatoraka ka tsy hahazo olona satria na foza aza dia mahatsiaro ihany hoe inona moa no mba nataoko nandritra izay izaho teo amin’ny fitondrana izay
Et en plus, il a amélioré sa communication.Un coup de main de elman peut etre?
Non moi je suis là devant vous 🙂
une chose que l’on peut dire de son mada raid, c’est qu’il cultive la proximité.. un point pour lui.. Qu’il soit élu ou pas, il aura marqué plus ou moins positivement les esprits.. et quand on voit ce qu’il y a au pays depuis 2009, chez nous, on en vient à le regretter..
Qu’il prend en avance ou quoi que se soit, pour moi il bosse
http://gvalosoa.com/?p=33288
@ sonty kita, Et il se prépare!
Depuis son exil, on voit que le Sudaf et Mandela ont bien déteint sur lui, ne serait-ce que dans sa façon de s’habiller!
Par contre, sur cette photo, j’ai l’impression qu’il a maigri!
68 ans cette année quand même. 70 dans 2 ans.
@ elman Satria ve mandeha ny taonany dia « Mihena an-toerana ohatran’ny fen’antitra » izy? Lol!
@Randria, Moi aussi je trouve qu’il a vraiment maigri et vieilli; Ohatrany oe olona tena reraka be izany. Sa marary izy io fa isika no tsy mahay?
angamba kosa reraky ny lalana izy satria tany Morondava vao teo dia efa aty Vohimarina sahady izao, sady ohatry ny tehatory iznay izy an!
@Rafangy, engany anie mba ho izay tokoa. 🙂
@Rafangy, Ka tsy tokony hamono tena ange fa mba misy fotoana mba maka aina mialoha ny hanaovana izay tokony ho atao! Sao dia reraka ambony ihany ka tonga ny 2018 vao hoe tsy afaka fa tena vizana!
tsara kosa ny tahak’zao, isika olombelona moa ts mety afapo fa za manokana dia anisany nankasitraka ny fanesorana azy t@2009 iny fa hoe nanantena ho tsara2 kokoa ny fiainana teto amintsika…saingy rehefa nahita ny fomba nitondran’ireo nandimby azy dia tena nanenina amin-tongotra aman-tanana aho hoe tahak’izay raha mbola izy no nitondra dia ts tah’izao no nanjo ny firenena. Aoka ho lesona ho anao Pdt ny zava-nisy rehetra na tsara na ratsy nandrindra ny fitondranao satria ianao ihany aloha hatreto no hitako afaka hanarina ity nosintsika ity.
@Randria ka ireny anie ilay karazan’olona tsy mahay raha tsy miasa e! tsy mahavita nyhoe hatory aho rehefa tapinihinana, sa hoe hijery tv aho fa ny miasa, miasa ihany , miasa hatrany, ary heveriko fa rehefa tsy faka manao n’inonina izy dia marary….
@Hanitra, Ka izay ilay atao hoe « effet de masse », nanaraka ny feeling ny be sy maro nanondidina anao ka tsy afaka nanao recul kely andinihina tsara ny toe-draharaha sy hanaovana fijery alavitra.
Hay moa? Ça craint quand même!
Raha jerena kosa ny zavamisy nanomboka 2009 hatra@ izao dia tsy maharesy lahatra ny nanonganana azy. Eny fa na dia misy toetra aza izy.
@Lahatra, ka ny olona nisolo azy ary tsy nisy « à la hauteur » mihitsy kou!
Très bon calcul Elman 🙂
Peut-être a-t-il atteint l’âge de la sagesse qui lui permettra de ne pas refaire les mêmes erreurs ?
Il avait un certain charisme il a peut-être maintenant l’aplomb.
Quoiqu’il en soit, en bon protestant qui accepte d’aller à une messe, il a certainement compris qu’il est inutile d’être contre quelqu’un mais plutôt avec l’autre.
akanjo indonezianina !
Io ange ray olona rehefa tsy tianao ilay olona dia hitanao fona ny hanaratsina azy ,dia toy izay ko ny mifanohitra amin’izay rehefa tiana dia hita foana ny hanatsarana azy sy ny hiarovana azy toy ny mamasaosy ,dia ao koa ireo olona sady tsy momba ny atsy no tsy momba ny aroa fa manaradrenirano fotsiny eny ,sarotra be ihany ny mandinika ny toetsainy Malagasy indrindra fa taoriany 2009.
Bonjour mes commentaires n’apparaissent pas admin et ce depuis lundi au moins.
Ah si c’est bon merci