Ka tsy maintsy misôsy kosa ny gardien de prison sy ny sefobe ao. Ny any @ fitondrana ambony ihany ve no hihinana? Je vois d’ici le tarif selon la durée de peine de prison restante :
raha olomalaza ianao dia manao fisehoana isanandro fotsiny sady azo antsoina foana sao misy fisafoana tampoka fa ny mpangalatra akoho ihany no mihinana 8 volana vao mandalo fitsarana raha haingana
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Croyez-le ou non, mais ça existe aussi à Antanimora. À la seule différence près que personne ne les cherche
Ils se sont mis jouer à squid game à Miandrivazo ? 🙂
Ka tsy maintsy misôsy kosa ny gardien de prison sy ny sefobe ao. Ny any @ fitondrana ambony ihany ve no hihinana? Je vois d’ici le tarif selon la durée de peine de prison restante :
Izay tsy misy vola ihany no manenganiny ao.
Ny tsy misy vola sy ny olona malaza no manenganiny ao,fa efa niakatra kely ny tarif a,
raha olomalaza ianao dia manao fisehoana isanandro fotsiny sady azo antsoina foana sao misy fisafoana tampoka fa ny mpangalatra akoho ihany no mihinana 8 volana vao mandalo fitsarana raha haingana
Le miracle des prisons malgaches
Les prisons gasy = la cour des miracles ?
c’est tout ce pays qui est une immense cour des miracles