Quelle grande surprise dites donc !
C’est incroyable que ça arrive le mois d’octobre, c’était imprévisible, on savait pas.
4 ans bientôt que je suis arrivé en France : chaque jour qui passe je m’émerveille de pouvoir prendre une douche, d’avoir de l’eau qui sort quand on ouvre le robinet, eau chaude, eau froide…
C’est tellement merveilleux de vivre dans un pays bien gouverné, où on n’a pas à angoisser le mois d’octobre de chaque année.
Ça commence ? Non, ny anay efa ohatr’izay foana ange.
Ny ety Faravohitra, en plein centre ville, tapaka foana ny rano manomboka @ 8 maraina eo ary @ 9 alina any vao miverina. Efa nanomboka t@ septembre … 2018 izany, oui 2018 ary mitohy foana. Ny hany mba nandeha dia nandritry ny confinement total, izay ihany
raha nandeha t@ confinement total dia midika fa azo halefa ilay izy fa tsy alefany zany ko
tena tsy alefany mihitsy satria heveriny fa misy olona iray hijaly be ao Faravohitra ao raha tsy misy rano!
ka izay tiany halefa dia mahazo rano e: ao Fravohita ihany dia misy miantso any Mandroseza hoe halefaso ny rano dia tonga ao antranony ny rano, saingy tsy ny rehetra no afaka miantso eny Mandroseza fa izay manana ilay loko iny ihany
Exact ! Izay no resakay hoe tsy niasa indray izany ry zalahy ve dia afaka niasa tsara @ tena izy daholo ny carburant hampandeha ny rano.
Vao niverina niasa kely ny olona (confinement partiel), izany hoe niverina niasa koa ry zalahy tao, dia niverina tapaka foana ny rano
ny anareo aza vao tamin’ny taona 2018 no nanomboka, fa ny eny amin’ny faritry itaosy anie ka efa nanomboka ny 2010 no ohatra izany e, dia taty aoriana tena tsy nisy nandeha intsony ny rano!(asa fantatry ny jirama angaha fa misy actunaute mpanao lavadrano dia izay no tsy nanomezany rano intsony!hihihi)
Ny faritr’Itaosy kosa anie efa firenena hafa fa tsy Madag..asikara e. HAfa izany Itaosy-Unis izany. Hahaha
Fa tena marinahoe maro ny toerana tapaka taloha, saingy Faravohitra anie ka Firaisana voalohany e, ary ety Faravohitra anie ny biraon’ny … Jirama e. Ny biraon’ry zareo taloha, ny direction commerciale koa tety ary niala ny farany fa leo be koa angamba. Tsy misy rano mandritry ny andro fiasana, fa nasian’ny Jirama citerne be iray tao antokotaniny. Izany hoe Toerampiasana 2 be izao ny Jirama taloha tety dia samy tsy nisy rano tao @ ireo rehefa andro fiasana
efa fika hatry nyela io mba hinanan’ny akama e: vidina citerne roa, hofan’ny fiarabe manatitra rano eny( 2 400 000ar isanandro)
Efa betsaka ny mivarotra ny tranony eny Itaosy eny fa leo tsy mahazo rano.
Bon et bien ceux qui voulaient acheter à Itaosy sont maintenant prévenus alors lol