Hahita surveillant pénitentiaire hanakarena tampoka indray atsy ho atsy ve ? 🙂
Omaly aloha dia sekoseko ny an’i prm fa nahavita fonja manara-penitra e. Mandroso hono madagougou e.
Hoy koa lery : “Tsy tokony ho toerana fanasaziana fotsiny ny fonja fa tokony hanarenana sy hanitsiana ny olona diso lalana mba ho olom-baovao izy ireo rehefa miverina eo anivon’ny fiaraha-monina”. Fa ny tsara aloha prezidà dia ianao mihitsy no ampidirina ao nanao heloka bevava tam 2009 – fa raha manao manda roa ao ianao ka rehefa tafavoaka dia mety lasa olom-baovao matotra eo anivon’ny firenena. 🙂
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
J’imagine que certains ont anticipé leur éventuelle incarcération…
Demain on comprendra
Hahita surveillant pénitentiaire hanakarena tampoka indray atsy ho atsy ve ? 🙂
Omaly aloha dia sekoseko ny an’i prm fa nahavita fonja manara-penitra e. Mandroso hono madagougou e.
Hoy koa lery : “Tsy tokony ho toerana fanasaziana fotsiny ny fonja fa tokony hanarenana sy hanitsiana ny olona diso lalana mba ho olom-baovao izy ireo rehefa miverina eo anivon’ny fiaraha-monina”. Fa ny tsara aloha prezidà dia ianao mihitsy no ampidirina ao nanao heloka bevava tam 2009 – fa raha manao manda roa ao ianao ka rehefa tafavoaka dia mety lasa olom-baovao matotra eo anivon’ny firenena. 🙂
Hatao “exemple” ve izany ny PRM? Hi hi hi
Prison de haute sécurité izany amiko ho an’ny olona tsy voahitsy intsony sy tsy mendrika haverina eny @ fiarahamonina…,
mpanao hala-botry no mety azo harenina…
Misy wifi gratos sy illimité izany manara-penitra izany?
misy canalsat mihintsy ary
Vanessa hono efa ni-reserver ao premier ėtage
ary mety ho feno makorelina avy aty antananarivo hijorojoro eny amin’ny manodidina izany an!
zon’olombelona ono e
Ils préparent leur retraite.