Ka ny mpitondra ts’inona matahotra mafy , tena matahotra mafy mihintsy satria izy efa voaheloka amin’ny ratsy rehetra nataony depuis 2009 , ka tsy haka risque mihintsy izy fa zay rehetra voa endrikendrika tonga dia DISO. Ny mpanao ratsy ihany no matahotra ny tena marina
c’est pas pour rien qu’on a bien pris le soin d’abolir la peine de mort une fois qu’on est arrivé au pouvoir. car il me semble que les coups d’etat sont toujours punis de la peine de mort à Madagougou.
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Pour que les futurs taulards se sentent un peu chez eux ?
C’est du manara-penitra.
ohatran’ny hoe tany amin’ny CTC e? sa diso ve aho?
Ah enfin la couleur préférée…Ce sera le pied quand tout ce beau monde séjournera dans cet hôtel F1.
Je le savais, je la savais! Hahaha!
Mba tsy matory @ tany aza koa 🙂
Ils ont aussi prévu la tenue orange ?
Ny loko orange anie lokon’ny akanjon’ny olona voaheloka e
Ohatran’ny any Guantanamo ve?
Orange koa ny lokon’ny 1er TGV teto en France
ka i mamimbahoaka anie no namorona ny tgv e, dia nagalatahaka fotsiny ny frantsay
À gougouland jugés ou pas efa meloka ra vao samborina.