Tandremo fa t@ ilay affaire nampigadra anay efa-bolana tany Antanimora sy nahavery ny fanananay rehetra dia soa ihany fa gmail ny adresse email nampiasaina sy nifampiserana fa nilaza mankony ny ankilany fa azo ovaina hono ny email alefa ka novainay ny message tao anaty serveur de mails.
Izany hoe raha tsy gmail no nampiasaina dia sarotra be ny nanazava fa ilay ankilany izay mpisoloky no nanoratra. Nila nanao constatation d’hussier sy nanoratra tany @ google at work mihintsy ka nahazo valiny mazava hoe : les messages envoyés qui se trouvent dans le dossier envoyé ne peuvent pas être effacés.
Tsy aleo izany gmail na yahoo no ampiasaina raha te hanana porofo tsy azo lavina rahatrizay. Zavatra nitranga no tantaraina
La justice marche encore a Mada? Du moment ou l’Etat malagasy ne procede a des licenciements de ses mauvais fonctionnaires, rien ne changera.
angady
3 années il y a
on peut mettre ça dans le même sac que l’ignorance institutionnelle de la signification de “cybersécurité”, “cybercriminalité” et d’autres enjeux du 21 siècle. côté mindset, je pense qu’on n’est pas loin de l’époque de Jules César et les jeux du cirque.
RAKOTOARIVONY Solofoniaina Nirina dans Allez expliquer ça aux T2 et aux “Priscolaire”: “Iza anefa no nandrodana ny fanjakana izay nampanjaka ny fiainana mirindra sy milamina teto tamin’ny 2009 ? Tsy anisany ve…” 07/06/2025 à 22:32
Nifin'Akoho dans Privatisation de la Jirama…: “Tsy manamarina ny filazan’ilay député faripeo iny fa tsy ilay ao amin’ny jirama no esorina fa io olona miteniteny foana…” 07/06/2025 à 18:32
elman dans Privatisation de la Jirama…: “https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/Screenshot_20250607-1258512.jpg ah c’était en mars teo, en catimini” 07/06/2025 à 14:00
elman dans Privatisation de la Jirama…: “My god, il me semblait bien que c’était déjà une SA ? J’investigue” 07/06/2025 à 13:57
RMC dans Privatisation de la Jirama…: “aleoko tapa-tsinay sisa mijery ireto sary 2022 – 2023 – 2024 sy ny légendes rehetra miaraka aminy mba homeo ny…” 07/06/2025 à 13:50
Balbo dans Privatisation de la Jirama…: “Mila miary hina, même si chacun reçoit une convocation, autant que l’entreprise cesse de fonctionner, jiro efa tapaka lava io.…” 07/06/2025 à 13:05
Mety foana io rams a! Hihihi! Ny akamaroany aza mbola gmail.com ny adresse pro kou!
na yahoo
Tandremo fa t@ ilay affaire nampigadra anay efa-bolana tany Antanimora sy nahavery ny fanananay rehetra dia soa ihany fa gmail ny adresse email nampiasaina sy nifampiserana fa nilaza mankony ny ankilany fa azo ovaina hono ny email alefa ka novainay ny message tao anaty serveur de mails.
Izany hoe raha tsy gmail no nampiasaina dia sarotra be ny nanazava fa ilay ankilany izay mpisoloky no nanoratra. Nila nanao constatation d’hussier sy nanoratra tany @ google at work mihintsy ka nahazo valiny mazava hoe : les messages envoyés qui se trouvent dans le dossier envoyé ne peuvent pas être effacés.
Tsy aleo izany gmail na yahoo no ampiasaina raha te hanana porofo tsy azo lavina rahatrizay. Zavatra nitranga no tantaraina
Tena tsy lany lainga marina ny mpanao ratsy ka! Tena aleo marina mailo fa tsy misy limite intsony izany fisolokiana izany
je parlais dans une chronique d’une justice “qui ne marchait pas bien”.. des trucs invraisemblables quoi. Io izy io
La justice marche encore a Mada? Du moment ou l’Etat malagasy ne procede a des licenciements de ses mauvais fonctionnaires, rien ne changera.
on peut mettre ça dans le même sac que l’ignorance institutionnelle de la signification de “cybersécurité”, “cybercriminalité” et d’autres enjeux du 21 siècle. côté mindset, je pense qu’on n’est pas loin de l’époque de Jules César et les jeux du cirque.
peu de gens savent comment a terminé Jules Cesar 🙂
ou “qui” a terminé JC
y’a pas que les sites internet qui ne sont pas sécurisés. Y’a rien qui soit en sécurité ici