Chers nouveaux Ministres, nous vous rappelons les 13 velirano

Loading

Dépêche Madagascar > Madagascar

Comme rappelés dans le Premier conseil des Ministres du 15 août 2021

  • Velirano voalohany : Ny fitoniana sy fahandriam-pahalemana
  • Velirano faharoa : Angovo sy rano fisotro madio ho an’ny rehetra
  • Velirano fahatelo : Ny ady amin’ny kolikoly sy fitsarana tsy mitanila
  • Velirano fahaefatra : Ny fampianarana ho an’ny rehetra
  • Velirano fahadimy : Ny fahasalamana ho an’ny rehetra
  • Velirano fahaenina : Ny asa mendrika ho an’ny rehetra
  • Velirano fahafito : ny Fampiroboroboana ny Indostria eto Madagasikara
  • Velirano fahavalo : ny fampiroboroboana ny fizahantany
  • Velirano fahasivy : Ny fahavitan-tena ara-tsakafo
  • Velirano fahafolo : Ny fitantanana maharitra sy mirindra ho fiarovana ny tontolo iainana
  • Velirano faha iraika ambinifolo : Ny fanorenana toeram-ponenana sy tanàna vaovao
  • Velirano faha roa ambinifolo : Ny fampiharana ny fitsinjaram-pahefana miainga avy any ifotony
  • Velirano faha telo ambinifolo : Ny fanatanjahan-tena hatao hitondra avo ny hambompom-pirenena

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
6 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
mpijery
mpijery
3 années il y a

à mi-mandat, je n’oserais pas mettre un pourcentage de réalisation sur ces 13 points. Allez, on va dire que la création d’une région supplémentaire vaut bien 4 ou 5% pour le numero 12

Mia
Mia
Répondre à  mpijery
3 années il y a

“Ny ady amin’ny kolikoly sy fitsarana tsy mitanila” kosa efa tody ny ampahany e! Efa mitanila be ilay fitsarana, ny kolikoly sisa.

Ralay
Ralay
3 années il y a

le PGE n’est meme pas sorti donc…

no name
Répondre à  elman
3 années il y a

nataoko ihany ny tsy hiomehy fa dia tafmé ihany aho

no name
3 années il y a

ilay 1, 4, 5 sy ilay 9 no tena andrasako
2 taona izay tsy hitak ihany fa toa vao maika nilentika ny sambo

Fil info

Cours de change

Cours du 24/06/2025

  •  5129.98 ar
  •  4421.64 ar

Vos réflexions