une île gardée par quelques mecs qui doivent se sentir bien seuls
a t on pensé à y laisser paitre quelques chèvres ?
la “reconquête” de cet ilot ne devrait pas être bien difficile, je suggère un boutre ou deux “armés” par un commando de filles de Tuléar ….
fa dia tena gaga aho tamin’ny alahady fa dia lehilahy lehibe, 60taona any ho any no manary fononjavatra eny andalana tery amin’ny score tanjombato, tsy sahy niteny aho fa sao tratran’ilay hoe anao angaha io? na hoe nahoana no izaho irery no teneninao? (betongolo)
samyfoza
4 années il y a
Tsy misy tokony atahorana ireo (ohatry ny ankizy hitsangatsangana ny fijeriko azy) , aiza ny antsika ilay naseho farany teo tena avy dia hita hoe vonona be mihitsy (Ny zafikeliko aza nahita ilay miaramila mihosotra menaka vindanzy tsy nety raha tsy natory te ampovoaninay sy Bebe ny alina iny fa matahotra hono)… Alefa barea
isika koa anie manana etamazaoro ny tafika andranomasina sy an’habakabaka nefa na sambo iray , na fiaramanidina iray aza tsy misy, nefa ilay sary naseho nisy hoe TAP na Troupes aeroportées, ny isan’ny miaramila an’ny tafika andranomasina sy an’habakabaka aza moa dia angamba efa lany ao amin’ny etamazaoro ao avokoa
Numerobis dans Financer des pistes de vélo à Madagascar: “Ce qu’il dit est vrai mais ça signifie qu’il n’a pas compris le système ou qu’il fait seulement le populiste. …” 10/05/2026 à 13:54
Numerobis dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “Procureurs élus est une bonne idée. J’ajoute aussi, présidents des organes anticorruptions et anti-blanchiments d’argent nommé par le candidat deuxième…” 10/05/2026 à 11:38
Numerobis dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “Ça, je pense que c’est le plus difficile. Mais on peut éliminer petit a petit avec le temps; 1- Donner plus…” 10/05/2026 à 11:33
zafimbaza dans Financer des pistes de vélo à Madagascar: “Allez savoir si ce n’est pas un fake , ça permet de détourner l’attention sur les indemnités européennes utilisées frauduleusement…” 10/05/2026 à 10:07
Coco dans Financer des pistes de vélo à Madagascar: “pour “élargir des trottoirs” et “construire des pistes cyclables” à Antananarivo En tout cas, si cela avait été à Behoririka,…” 10/05/2026 à 07:01
Rakotovelo dans Eau, électricité, le retour de la vengeance: “Rehefa tsy mazava ny “critères” nanendrena na nahatonga ny olona ao amin’ny fitondrana dia izao no alehany : tsy maintsy…” 09/05/2026 à 19:33
mpijery dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “Une assemblée incluant la société civile, dont les membres seraient totalement exempts de poursuites judiciaires dans le cadre de leurs…” 09/05/2026 à 12:50
mpijery dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “Pour moi, un duo président/vice président aux larges pouvoirs, un pouvoir judiciaire indépendant, pourquoi pas des procureurs élus? Et un…” 09/05/2026 à 12:45
Raglady dans Eau, électricité, le retour de la vengeance: “Ny mampalahelo dia afaka nisafidy tsara izay olona tiany sy mahavita ny mpitondra satria tsy voafatotry ny antoko politika. Tsy…” 08/05/2026 à 20:44
Rakotovelo dans Eau, électricité, le retour de la vengeance: “Telo ihany : 1) Jiro, 2) Rano, 3) Fanavaozana (izany hoe daty hanaovana ny referendum misafidy ny rafitra tiana hajoro…” 08/05/2026 à 11:10
Rafangy dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “sous Ratsiraka, les paysans ne payent pas d’impots, et moi, j’ai un ami dont le père est un grand proprietaire…” 08/05/2026 à 10:22
Rafangy dans C’est quand même triste qu’en 2026 …: “mais non, pas ces gens là, je ne sais pas, une autre force non corrompue, un peu comme les Incorruptibles…” 08/05/2026 à 10:13
Tsy maharesy an’i maresaly baomba ireo fa efa ho avy izy @ satroka kôfiboay : django prépare ton cercueil ny film manaraka.
ok, miandry ilay éliten’ny zandarmariampirenena hanao ny film manaraka zany koh! Risara, miandrandra anao ny vahoaka malagasy.
L’apparence est parfois trompeuse mais il me semble qu’il y a au moins deux légionnaires d’origine Malgache sur la photo.
Ka ny légionnaires tsy mifidy olona
Haiko ka! Niteny fotsiny aho hoe ohatran’ny misy gasy. Aza miteny mafy fa isika manana namana maro sy havana akaiky any ah. Na mbola amperin’asa na efa nisotro ronono.
Sady tsy maintsy misy olona mpandika tena
ka ny zafikelin’i LXMA filohan’ny antenimieram-pirenena entibahoaka , nandritra ny 16 taona aza nanao legionnaire koa
et ils ont au moins le grade d’adjudant
une île gardée par quelques mecs qui doivent se sentir bien seuls
a t on pensé à y laisser paitre quelques chèvres ?
la “reconquête” de cet ilot ne devrait pas être bien difficile, je suggère un boutre ou deux “armés” par un commando de filles de Tuléar ….
Monsieur Séguin! Sortez de ce corps 🙂
Fa tsara sy mahafinaritra kosa any an ! no madio tsy otran’ny madagascar hahaha
raha gasy zao ny eo efa feno zaoridira sy mpivarotra brochettes ve ?
Tena zany mihintsy hahaha
Efa maimbo sy manitsaka “i-ta” ary ambadika tsy ita…