Izaho izany dia mba mangataka ny filoha hajaina mamimbahoaka lany tamin’ny salan’isa mihoatra ny 100% tamin’ny toerana sasany mba hanentana ny vahoaka hanao vaksiny e. Sa ve hoe an an aleo ihany CVO?
tsy mety izany fa tadiavinao ho very iznay ny bizna! efa foronina sy atao daholo ity rehetra ity mba hampandeha ilay CVO dia ho vonoina amin’ny vakisiny ve? nefa ny vakisiny sady tsy misy hinanandry zareo no mbola mamono ny CVO ihany
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Izaho izany dia mba mangataka ny filoha hajaina mamimbahoaka lany tamin’ny salan’isa mihoatra ny 100% tamin’ny toerana sasany mba hanentana ny vahoaka hanao vaksiny e. Sa ve hoe an an aleo ihany CVO?
Tsy mbola sûr hoe hahita vaksiny ho an’ny malagasy rehetra ny foza e !