C’est à cause des pays du nord, et même, si si je l’ai lu, à cause … de la colonisation.
Donc cpasmafote les feux de brousse, les deboisements massifs pour faire du charbon moyenâgeux, le zéro vision transition énergétique, les contrôles techniques corrompus permettant de faire rouler toutes les poubelles thermiques possibles et imaginables
… et on en passe. Ah la la Madagougou.
Tsy ho avotra intsony , sady maharary no maha-menatra
aza kivy ambony ihany e! mbola hivoatra ihany ity Gasikarantsika ity e
fa dia zara aza aloha misy anilihana ny rihitra ny mamimbahoaka hajaina masoandrontsika
tena kely ny finoko an! raha dinihina tsara ny zava nisy depuis isika nahazo fahaleovatena, ary lay fahavalontsika io mety mbola hijanona eo taona maromaro raha zao no mitohy
inona ary ity kivikivy ity e? ny marimarina kokoa dia nanomboka ny 1975, nefa misy farany ny zavadrehetra dia tsy mety mino ny hijanonan’io eo elabe izany aho
Marina fa misy farany ny zavatra rehetra , fa mbola eto ve ahita an’izany? satria tena latsaka ambany mihintsy anie gasikara e
rwanda sy vietnam, korea atsimo dia samy potiky ny ady avokoa, singapore dia tena farahidiny mihitsy fa noho ny fikelezan’ain’ireo mponina sy ny mpitondra tao aminy dia tafavoaka tao antin’ny taona vitsivitsy ry zareo, dia izaho koa mino sy resy lahatra fa mbola hihoatra isika
Potika ny ady hoy ianao? fa dago tsy nisy ady na kely aza, fa nosomban’ny mpanao politika
ka izay mihitsy no tiako hahatongavana hoe ireny firenena potiky ny ady ireny aza tafarina avokoa dia isika izay tsy nisy ady na loza voajanahary ve dia tsy ho tafavoaka?
Tena tsy afeniko anao fa kely finona aho ! raha tsy ny malagasy ray manontolo mihintsy no vonona ny hiova , manomboka any @ mpitondra ka hatrany @ zazakely
ny tena olana lehibe indrindra eto amintsika dia telo: antoko politika, foko ary fivavahana, dia iray amin’ireo foana no haminganana izay vonona hanao zavatra eto,Tsiranana, Ramanantsoa, Zafy ary Ravalo dia samy tratra tamin’ireo daholo, tsy milaza akory aho fa tena tsy misy pentina ireo fa saingy ilay fandoto iray tandroka tamin’ny androny tena nanimba tokoa, tamin’ny hafa indray dia tsy iray tandroka intsony ilay fandoto fa tena iray barika
Ka hitanao amin’izany raha kely finoana aho
Koto, c’est toi ?
Quand on n’a pas de solution , on cherche des excuses.
(Slogan des dirigeants endémiques)
Izay ilay hoe justice climatique e, vao maika mihamahery vaika ny tsy fitoviana nefa ny tandrefana no tena pollueurs
Le réchauffement climatique est un droit fondamental au même titre que la malnutrition.
Par contre vu le manque d’eau, les cotons de Tulear c’est pas pour demain.
Encore moins la piscine olympique qui pourrait servir d’abreuvoir pas seulement pour le bétail s’il en reste.
Ary navoakan’ny France 2 t@ journal 13h anie izy io e! tena afabaraka
France 2 est tendancieux et pas professionnel : il n’a pas parlé des réalisations de son altesse.
ieny e! fa tsy ny empêché ny vaovao ratsy hiparitaka
oui, et ce sont ces maudits opposants qui ont soudoyé les journalistes de france 2 pour qu’ils ne relatent pas les grandioses réalisations de sa majesté
un reportage « pas du tout équilibré »..