Raha tsy diso aho 27millions ny isan’ny malagasy ! mhhh
tsytiafoza
5 années il y a
Le sursaut de révolte et de colère en est une chose. Et je me demande bien à quand?Faut il avoir une intelligence de réagir efficacement. A madagougou, dans ce genre de chose, on a tendance à s’en prendre à son voisin et à ses proches mais non à la source du problème (les politiciens)
Lorsque le peuple Malagasy attrape un voleur de banane ,alors il le lynche à mort.
Par contre en face d’un politicien voleur de milliards d’ariary et bien il baisse la tête.
Ny ohabolana Malagasy dia mahafehy izao toe-javatra izao. Izao ilay hoe « Janga reny, botry anaka ! « (na renimalala io na mpitondra « voafidy »). Nefa mbola « Lany andro am-piresahana ka tsy mitondra mody », tsy natao hihetsika loatra isika, mahari-pery be tsy laitra ary henjana be ! Sa ve hoe « Hendry miady amin’adala, ka havizanana no hita ! «, hakanosana sa fahendrena ? Ny mazana dia hoe « Raha ho faty aho, matesa rahavana; raha ho faty rahavana, matesa ny omby ! « Ny mba ianteherana moa dia « Vary lena voatoto : ka samy te-ho lohany daholo. ”
Kolontsaina be io ry havana !
Ka na ho 20 tapitrisa aza no tsy ho ampy sakafodia hiampy ny ohabolana hoe matesa aloha ny … alika, ny saka, ny voalavo, ny kalalao sns sns e !
Mampalahelo fa tsy mora koa ny miady amam-bato sy … volabe fa resaka resaka !
Efa ela2 aho no nahita koa hoe kolotsaina koa io. Indrindra moa fa misy an’ity oe ny fanjakana ray aman-dreny ity! Dia miampy an’ilay oe ny adalan’ny tena tafian-damba, ny fandeferana, ets.
Marina izany fa tena kolotsaina le izy ary tena fantan’i zareo mpanao politika ny oe :
“Masina ny fanjakana” ” Fanjakana ray aman-dreny”
“Olona manamboninahitra ny olom- mpanjakana rehetra”
Indarindray aza afangariny zareo amin’ny fivavahana ilay izy dia lasa hoe :
Fidio Andriamatoa Rabe na Rakoto dia raha sitrapon ny Andriamanitra dia ho tafita ity firenena ity ….
Ary ilay mpanjanaka dia tsy voatery hoe ny vazaha ihany fa izay mpitondra eo (manomboka amin’ny fokontany ka hatramin’ny mamimbahoaka !) na tsy alehany aza ! Manararaotra daholo avy eo !
Mampiteny hoe “voazanaka” hatrany amin’ny tsinaimaintiny ny ankabezan’ny Malagasy (indrisy) na iza na iza io manjanaka io. Takaitra be !
” Tsy aleo ve mba manao ohatra ny fanaon’ny olona e “. Raha vao mitady hitsivalana (na mety na tsy mety) dia voatora-bato eo 🙂
Malagasy lambda
5 années il y a
C’est triste, mais d’un coté se sont pas ses même gens qui ont voté pour nos dirigeant actuel ?
elman dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “gain de temps, d’argent, on va pas s’en priver hein. Côté précision, on est le 1 septembre, c’est l’heure de…” 01/09/2026 à 08:29
Rahandy dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “Je l’ai fait avec Gemini, et sur beaucoup de sujets où je ne veux pas me casser la tête, une…” 31/08/2026 à 15:22
jurassic park dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “c’est flippant votre truc!il y a du pour et du contre bien sûr,mais côté gestion c’est tout bénef ´faut l’avouer” 29/08/2026 à 23:59
elman dans Le club des tratra farany: “moi je l’ai connue, dans une autre vie. Oui certes une salo*perie de caractère trop trempé, mais qui ne justifiait…” 23/08/2026 à 11:15
Zoky dans Après le carburant, la bouffe: “Un seul mot suffit: DAM Mais il en faut plusieurs. Cela résout l’eau, l’électricité et la bouffe en même temps.” 22/08/2026 à 03:51
jurassic park dans Le club des tratra farany: “je serais curieux de savoir,quel est le règime qui aurait le plus de sang sur les mains depuis l’indépendance?directement ou…” 22/08/2026 à 01:18
Raza dans Football : les jiolahimboto sud-americains: “Les pendules (enfin) remises à l’heure et tant mieux : https://www.france24.com/fr/sports/20260821-finale-du-mondial-2026-de-lourdes-sanctions-tombent-pour-les-argentins-paredes-et-molina” 22/08/2026 à 01:11
jurassic park dans Le club des tratra farany: “je ne connaissais pas bien Ninie Donia,mais sa mort lente m’avait beaucoup ému et attristé.” 22/08/2026 à 00:54
elman dans Le club des tratra farany: “l’ancien régime aimait bien laisser pourrir ses adversaires en taule : Ninie Donia, Rolly Mercia, etc. Mais pas de bol…” 21/08/2026 à 12:33
jurassic park dans Le club des tratra farany: “oui il s’agit bien de ce personnage machiavélique!je lui souhaite les pires conditions de détention et de n’en sortir qu’avec…” 20/08/2026 à 23:47
Raha tsy diso aho 27millions ny isan’ny malagasy ! mhhh
Le sursaut de révolte et de colère en est une chose. Et je me demande bien à quand?Faut il avoir une intelligence de réagir efficacement. A madagougou, dans ce genre de chose, on a tendance à s’en prendre à son voisin et à ses proches mais non à la source du problème (les politiciens)
Lorsque le peuple Malagasy attrape un voleur de banane ,alors il le lynche à mort.
Par contre en face d’un politicien voleur de milliards d’ariary et bien il baisse la tête.
pas seulement la tête 🙂
Et se retourne pour donner son c*l
N’oublions pas que le mamimbahoka masoandrotsika a déclaré haut et fort “… la malnutrition est un Droit fondamental”.
On ne peut pas souffrir d’un droit
on meurt à petit feu et on applaudit
Et on crie en chœur “Merci Prezida” !
Ny ohabolana Malagasy dia mahafehy izao toe-javatra izao. Izao ilay hoe « Janga reny, botry anaka ! « (na renimalala io na mpitondra « voafidy »). Nefa mbola « Lany andro am-piresahana ka tsy mitondra mody », tsy natao hihetsika loatra isika, mahari-pery be tsy laitra ary henjana be ! Sa ve hoe « Hendry miady amin’adala, ka havizanana no hita ! «, hakanosana sa fahendrena ? Ny mazana dia hoe « Raha ho faty aho, matesa rahavana; raha ho faty rahavana, matesa ny omby ! « Ny mba ianteherana moa dia « Vary lena voatoto : ka samy te-ho lohany daholo. ”
Kolontsaina be io ry havana !
Ka na ho 20 tapitrisa aza no tsy ho ampy sakafodia hiampy ny ohabolana hoe matesa aloha ny … alika, ny saka, ny voalavo, ny kalalao sns sns e !
Mampalahelo fa tsy mora koa ny miady amam-bato sy … volabe fa resaka resaka !
Efa ela2 aho no nahita koa hoe kolotsaina koa io. Indrindra moa fa misy an’ity oe ny fanjakana ray aman-dreny ity! Dia miampy an’ilay oe ny adalan’ny tena tafian-damba, ny fandeferana, ets.
Marina izany fa tena kolotsaina le izy ary tena fantan’i zareo mpanao politika ny oe :
“Masina ny fanjakana” ” Fanjakana ray aman-dreny”
“Olona manamboninahitra ny olom- mpanjakana rehetra”
Indarindray aza afangariny zareo amin’ny fivavahana ilay izy dia lasa hoe :
Fidio Andriamatoa Rabe na Rakoto dia raha sitrapon ny Andriamanitra dia ho tafita ity firenena ity ….
Ary ilay mpanjanaka dia tsy voatery hoe ny vazaha ihany fa izay mpitondra eo (manomboka amin’ny fokontany ka hatramin’ny mamimbahoaka !) na tsy alehany aza ! Manararaotra daholo avy eo !
Mampiteny hoe “voazanaka” hatrany amin’ny tsinaimaintiny ny ankabezan’ny Malagasy (indrisy) na iza na iza io manjanaka io. Takaitra be !
” Tsy aleo ve mba manao ohatra ny fanaon’ny olona e “. Raha vao mitady hitsivalana (na mety na tsy mety) dia voatora-bato eo 🙂
C’est triste, mais d’un coté se sont pas ses même gens qui ont voté pour nos dirigeant actuel ?
Hoy Soso hoe, il faut attendre 2023.